Dans la męme rubrique

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

20/09/2019

Antoko nanana ny naha izy azy ny HVM saingy tsy re tsaika intsony taorian`ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany.

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

20/09/2019

Tonga nitsidika sy nitsirika ny toerana hanatanterahana ny tetikasa « Tanà-Masoandro »

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

Hamaky ny tohiny...

Depiote kandidĂ  ben`ny tanĂ na Afaka miverina raha tsy voafidy

20/09/2019

Afaka miverina depiote ireo nilatsaka hofidiana ho ben’ny tanàna raha tsy voafidy. Raha ny andininy ao amin`ny lalàmpanorenana mifandraika amin`ity tranga ity dia ny and.

Depiote kandidĂ  ben`ny tanĂ na Afaka miverina raha tsy voafidy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

20/09/2019

Mahagaga, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, fa isaky ny misy fifidianana dia misy fanoloana sefo fokontany.

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

20/09/2019

Manantena ben’ny tanàna mampandroso azy ny distrikan’Atsimondrano, hoy ny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, Alain Ratsimbazafy.

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

Hamaky ny tohiny...

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

20/09/2019

Hevi-dehibe telo no nifantohan’ny fiaraha-midinika andiany faha-16 teo amin’ny governemanta Malagasy sy ny mpiara-miombon’antoka mikasika ny fampandrosoana omaly teny Mahazoarivo.

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

18/09/2019

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Hamaky ny tohiny...


Politique

Adihevitra eo amin`ireo antoko politika Iza no ho lehiben`ny mpanohitra ?

08/07/2019

Niteraka resabe tato ho ato ny amin`izay ho lehiben`ny mpanohitra taorian`ny fanambarana nataon`ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM) ny herinandro lasa teo fa hijoro ho mpanohitra ny TIM.

 

 

 Miteraka adihevitra kosa eo amin`ireo antoko politika ny amin`ny hoe iza no hitarika izany ? Tsy voatery ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana, no mitazona io toerana io, hoy i Lalatiana Ravolomanana, avy ao amin`ny antoko Manda ho an`ny firaisam-pirenena. Kajikajy politika no misy amin`izao fotoana ka miantso ny fampivondronan-kery eo amin`ny mpanohitra ny tenany, araka izany, ary hifidy ho izay lehiben`ny mpanohitra eo anivon`ny Antenimieram-pirenena. Volana vitsivitsy lasa izay, voalohany nanambara ofisialy ny maha mpanohitra azy aloha ny antoko Manda ho an`ny Firaisam-pirenena. Ny eo anivon`ny CRN (Comité pour la réconciliation nationale) dia mikasa hampivory ireo hery politika mba hisian`ny adihevitra amin`ny fanoherana. Raha tsiahivina, manana toerana iray eo anivon`ny Antenimieram-pirenena ny mpanohitra ka andrasana izay hitarika. Dimy taona lasa izay, banga ny toeran`ny mpanohitra teo anivon`ny Antenimieram-pirenena ary maro no niady ho lehibeny ka rava ho azy teny. Nisy ny fandrafetana  ny sata mifehy ho an`ny mpanohitra tamin`ny taona 2014 izay niarahana tamin`ny antoko politika maro an-jatony. Fanoherana lavareny tsy mitombina no nisy sady nipetraka eo amin'ny fanaratsiana olona ihany eto Madagasikara. Ny mpitondra ihany koa mialoka hatrany amin`ny hoe “faharaminan-toerana ara-politika”. Mangina sy tsy miteny ny rehetra satria ilaina, hono, io. I Madagasikara dia mila mpanohitra mijoro amin`ny fahapotehana ataon`ireo olom-bitsy mihodinkodina ao anatin`ny fitondrana ao. Mila mpanohitra sahy ny fampanjakana ny tany tsy tan-dalàna, manomboka amin`ny fanitsakitsahana ny lalàmpanorenana, izay tsy misy hasiny intsony.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana