Dans la męme rubrique

Fandraofana ny fakon’Antananarivo Mpandraharaha akaiky fitondrana nanafatra kamio marobe ?

20/08/2019

Re amin’izao fa nanafatra kamio benina maro be ny mpandraharaha malaza iray akaiky ny filoha, raha ny loharanom-baovao.

Fandraofana ny fakon’Antananarivo Mpandraharaha akaiky fitondrana nanafatra kamio marobe ?

Hamaky ny tohiny...

Tompon’andraikitra teo aloha tsy voafidy intsony Mila mamerina haingana ireo fananam-panjakana

20/08/2019

Maro ireo mpiasam-panjakana sy ireo olona manam-pahefana ambony nomen’ny Lalàna zo hipetraka amin’ny tranom-panjakana noho ny andraikitra sahaniny.

Tompon’andraikitra teo aloha tsy voafidy intsony Mila mamerina haingana ireo fananam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Miarinarivo «Ady tany ny 80%-n’ireo raharaham-pitsarana any an-toerana»

20/08/2019

« Fanamby goavana ho ahy ny resaka fananan-tany satria ny 80%-n’ ireo raharaham-pitsarana ao Miarinarivo dia ady tany avokoa », hoy Rtoa Fiainantsoa Ramanana Razaimalala,

Miarinarivo «Ady tany ny 80%-n’ireo raharaham-pitsarana any an-toerana»

Hamaky ny tohiny...

MPO - mpanao menaka ao Toamasina II Mitokona ny mpiasa fa nakaton’ny fanjakana ny orinasa

19/08/2019

Raha ny tantaran’ity orinasa Madagascar Premium Oil (MPO) ao Tanandava Toamasina II ity,

MPO - mpanao menaka ao Toamasina II Mitokona ny mpiasa fa nakaton’ny fanjakana ny orinasa

Hamaky ny tohiny...

Raharahara fitanana omby any Antanimeva Hanome endrika ratsy ny fitondrana, hoy ny mpisolovava azy

19/08/2019

Mbola tsy milamina foana ny resaka fitanana an’ireo ombin’ilay mpandraharaha Jaonary ao Antanimeva Morombe efa ho iray volana katroka izao (nanomboka ny 25 jolay 2019).

Raharahara fitanana omby any Antanimeva Hanome endrika ratsy ny fitondrana, hoy ny mpisolovava azy

Hamaky ny tohiny...

Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

16/08/2019

Amin`ny herinandro ho avy izao, handalo eo anivon`ny PAC (Poles anti-corruption) na fitsarana misahana ny kolikoly ny raharaha mikasika fanodinkodinam-bolam-panjakana niseho teny anivon`ireo minisitera eny amin`ny PAC.

Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

Hamaky ny tohiny...

Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

16/08/2019

Ny 15 aogositra 1947 no afaka tamin’ny fanagejan'ny Britanika ny Indiana rehefa voazanaka nandritra ny taona maro. Nankalazaina omaly, ny tsingerin-taona faha-73 nahazoan'izy ireo ny fahaleovantenany..

Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Ministeran’ny fitsarana Ankasitrahana ireo mendrika

01/07/2019

Ny ministeran` ny fitsarana dia miezaka hatrany mametraka fanamby handresena ireo laza ratsy mihatra amin` ny Fitsarana.

 

 

 

Nomena marim-pakasitrahana manokana ireo sampam-pitsarana mendrika amin` ny fomba fiasa manerana ny nosy ka miisa 4 ireo sampana voafidy notolorana izany   mari-pankasitrahana tao amin` ny Fitsarana an-tampony ny sabotsy lasa teo. Ny fitsarana mpandrava didy any Fianarantsoa, ny fitsarana ambaratonga voalohany any Mahajanga, ny fitsarana miady amin` ny fanjakana ao Mahajanga ihany ary ny fitsarana momba ny vola any Toamasina no nahazo mari-pankasitrahana amin` ny fomba fitantanana mendrika eo anivon` ny Fitsarana. Ny fomba fiasa eo anivon` ny fitsarana, ny fametrahana ny fanavaozana mifandraika amin` ny ady amin` ny kolikoly, ny fahitsiana amin` ny fanatanterahana ny asa no isan` ny fepetra tao anatin` izany fifaninana izany. Tanjona dia ny hanome fahavitrihana kokoa amin` ny fanatsarana ny tontolon` ny fitsarana. Lazaina fa misy mpitsara miangatra sy mitanila, ny filazana fa ny mpitsara no mahatonga ireny fitsaram-bahoaka ka efa betsaka ny fepetra no raisina ary efa misy nosaziana. Komity manokana izay nahitana vaomiera manokana momba ny fahitsiana (CSI), ny solontena avy amin` ny fitsarana, no nanao ny fitsirihana ka nitsongaina ireo sampam-pitsarana voahosotra ho mendrika amin` ny fomba fiasa. Tao anatin` ny fiaraha-miasa amin` ny PNUD no nanatanterahina ny fifaninanana.

 

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana