Dans la mme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fetim-pirenena Polisy iray sy sivily 73 voasambotra …

28/06/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialin’ny polisim-pirenena, nahatra 9 ny lozam-pifamoivoizana voarain’ny BAC.

 

 Ny roa dia nahafatesana olona. Ny naharatrana olona kosa dia nahatratra 7. Ny telo tamin’ireo fandratrana dia vokatry ny hamamoana nitondra fiara. Raha mitaha amin’ny tany aloha, nihena ny familiana fiara am-pimamoana. Vokatry ny fanentanana tamin’ny haino aman-jery notanterahin’ny mpitandro filaminana sy ny fepetra hentitra no nampihena izany. Tamin’ireo sendra ny mpitandro filaminana amin’ny fandikan-dalàna, ny andro mialoha sy nandritra ny fetim-pirenena dia nahatratra 74. Polisy iray sy sivily 73 no nohazonin’ny polisim-pirenena izay voasaringotra tamina antony samihafa sy halatra isan-tsokajiny. 43 be izao ireto farany izay voarohirohy tamin’ny asa ratsin’ny faingan-tanana. Nahatratra 636 ny olona nosavain’ny mpitandro filaminana. Niezaka nandrakotra ireo lalambe sy kianja nahavory vahoaka ny polisim-pirenena. Noho ny tsy fahampian’ny isany manoloana ny mponina eto Antananarivo Renivohitra dia hita taratra ho be no ho vitsy ihany izy ireo ka resy tosika raha ilay fifanosehana teo Mahamasina fotsiny ohatra.

 

Haja Nirina

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana