Dans la mme rubrique

Fandraofana ny fakon’Antananarivo Mpandraharaha akaiky fitondrana nanafatra kamio marobe ?

20/08/2019

Re amin’izao fa nanafatra kamio benina maro be ny mpandraharaha malaza iray akaiky ny filoha, raha ny loharanom-baovao.

Fandraofana ny fakon’Antananarivo Mpandraharaha akaiky fitondrana nanafatra kamio marobe ?

Hamaky ny tohiny...

Tompon’andraikitra teo aloha tsy voafidy intsony Mila mamerina haingana ireo fananam-panjakana

20/08/2019

Maro ireo mpiasam-panjakana sy ireo olona manam-pahefana ambony nomen’ny Lalàna zo hipetraka amin’ny tranom-panjakana noho ny andraikitra sahaniny.

Tompon’andraikitra teo aloha tsy voafidy intsony Mila mamerina haingana ireo fananam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Miarinarivo «Ady tany ny 80%-n’ireo raharaham-pitsarana any an-toerana»

20/08/2019

« Fanamby goavana ho ahy ny resaka fananan-tany satria ny 80%-n’ ireo raharaham-pitsarana ao Miarinarivo dia ady tany avokoa », hoy Rtoa Fiainantsoa Ramanana Razaimalala,

Miarinarivo «Ady tany ny 80%-n’ireo raharaham-pitsarana any an-toerana»

Hamaky ny tohiny...

MPO - mpanao menaka ao Toamasina II Mitokona ny mpiasa fa nakaton’ny fanjakana ny orinasa

19/08/2019

Raha ny tantaran’ity orinasa Madagascar Premium Oil (MPO) ao Tanandava Toamasina II ity,

MPO - mpanao menaka ao Toamasina II Mitokona ny mpiasa fa nakaton’ny fanjakana ny orinasa

Hamaky ny tohiny...

Raharahara fitanana omby any Antanimeva Hanome endrika ratsy ny fitondrana, hoy ny mpisolovava azy

19/08/2019

Mbola tsy milamina foana ny resaka fitanana an’ireo ombin’ilay mpandraharaha Jaonary ao Antanimeva Morombe efa ho iray volana katroka izao (nanomboka ny 25 jolay 2019).

Raharahara fitanana omby any Antanimeva Hanome endrika ratsy ny fitondrana, hoy ny mpisolovava azy

Hamaky ny tohiny...

Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

16/08/2019

Amin`ny herinandro ho avy izao, handalo eo anivon`ny PAC (Poles anti-corruption) na fitsarana misahana ny kolikoly ny raharaha mikasika fanodinkodinam-bolam-panjakana niseho teny anivon`ireo minisitera eny amin`ny PAC.

Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

Hamaky ny tohiny...

Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

16/08/2019

Ny 15 aogositra 1947 no afaka tamin’ny fanagejan'ny Britanika ny Indiana rehefa voazanaka nandritra ny taona maro. Nankalazaina omaly, ny tsingerin-taona faha-73 nahazoan'izy ireo ny fahaleovantenany..

Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Fampandrosoana an’Analamahitsy Cité Nitsangana ny fikambanana ADAC

27/06/2019

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny kianja Maitso eny Analamahitsy Cité ny talata 25 jona teo ny fikambanana ADAC (Association pour le Développement d’Analamahitsy Cité et ses environs), izay nitsangana ny volana mey 2019 teo.

 

 

Tsy manana firehan-kevitra politika fa misokatra ho an’ny sokajin’olona rehetra ka hanasana ny mponina tsy ankanavaka hiditra ao aminy. Tarigetra voizinay ny hoe : « Asa sy Dingana ho an’Analamahitsy Cité », ka hametrahanay io fokontany io ho maodely, hoy ny filohan’ny fikambanana Atoa Rakotoarivelo Jaques-Fréderic. Lafin-javatra maro no hisian’ny fiaraha-mientana sy fampandrosoana, toy ny ara-tsosialy, koltoraly, ara-piarahamonina. Misy ihany koa ny fiarovana sy fanatsarana ny tontolo iainana sy ny fotodrafitrasa, ary tsy latsa-danja amin’izany ny fifanampiana, toy ny fampidirana ireo zaza sahirana an-tsekoly, fanoratana ny kopiany na koa fikarakarana ireo hanao kara-panondro. Noho ny fetin’ny asaramanitra, dia nampifaly sy nizara vatomamy miampy arendrina ho an’ny ankizy ny ADAC. Boky hatrany amin’ny 200 isa ho an’ny ankizy kilasy faha-6 ka hatramin’ny famaranana ihany koa no natolotra hapetraka ao amin’ny Tranombokin’ny fokontany.

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana