Dans la męme rubrique

LalĂ na mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

20/09/2019

Nankatoavin'ny governemanta ireo antontan-kevitr'ireo fanitsiana ny lalĂ na mifehy ny serasera taorian'ireo fakan-kevitra avy amin'ireo mpisehatra samihafa tamina haino aman-jery manerana ny faritra nataon'ny minisiteran'ny serasera sy ny kolontsaina.

LalĂ na mifehy ny serasera Hodinihana eny Tsimbazaza amin`ny fivoriana manaraka

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Helikoptera Mpanao gazety 2 voaheloka handoa10 tapitrisa Ar avy

20/09/2019

Sazy henjana, dia fandoavana lamandy 10 tapitrisa ariary no nomen’ny Fitsarana an’i Nadia Raonimanalina talen’ny famoahan’ny gazety Le Quotidien sy Mahery Rabearivony gazetin’ny 24h Mada,

Raharaha Helikoptera Mpanao gazety 2 voaheloka handoa10 tapitrisa Ar avy

Hamaky ny tohiny...

Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara Notafihan’ny dahalo ny tanànany, very ny omby 50

20/09/2019

Notafihan’ny andian-dahalo nirongo fitaovam-piadiana ny tanàna niavian’ny filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasika na ny SMM, Atoa Clément Jaona.

Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara Notafihan’ny dahalo ny tanànany, very ny omby 50

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

18/09/2019

Aferana kolikoly avo lenta maro no hiakatra indray eo anivon’ny PAC (Pôle Anti-Corruption) amin’ity volana ity, izay tafiditra ao anatin’ny andiany faharoa amin’ny fitsarana mandeha satria ny 19 aogositra ka hatramin’ny 27 aogositra ny adiany voalohany.

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

Hamaky ny tohiny...

Centre Immatriculateur de Madagascar

18/09/2019

« Permis » 21.205 sy « carte grise » 7.835 no vita tao anatin’ny 5 volana

Centre Immatriculateur de Madagascar

Hamaky ny tohiny...

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

16/09/2019

Aoka izay ny kolikoly, aoka izay ny fanararaotam-pahefana, … aoka izay ny fivarotana ny tanin’ny kaominina. Manaiky ve isika ny hivarotana ny zaridainan’Antananinarenina, avereno amin’ny kaominina ny taniny,…

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

Hamaky ny tohiny...

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

16/09/2019

Anio alatsinainy 16 septambra ny fitsarana ny raharaha fanenjehana mpanao gazety miisa 3 sy ny Talen’ny kolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo tamin’ilay raharaha mahakasika ny fisidinana angidimby tao anatin’ny kianjaben’i Mahamasina ny 30 aogositra,

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Zanak’Ifanadiana V7V Mitaraina amin’ny Tsindrihazolena nahazo azy ireo

21/06/2019

Solontena roa, ny printsy Ralaizandry Honore Alexandre sy Randrianasoloniaina Jocelyn,

 

 nalefan’ny vahoka any amin’ny distrikan’Ifanadiana sy ireo Ampanjakan’Antaretra, Andranomaitso, Ambodirafia, Androrangavola, Fenoarivo, Ambodiara, Antafotenina, Ifanadiana, Kelilalina, Ambohimanarivo, Tsaratanana, Maromena, Ambohimanga-Tsinjosarivo, Analamarina-Ambohimiera, Sahafitoroka, Andranofolahina-Ambalafasina, Vohitrarivo, Ranomafana, Soanierana, Vatofotsy ary Andemaka no tonga eto Iarivo mba hitondra ny fitarainana aty amin’ny fitondrana mahefa (filoham-pirenena, praiminisitra, filohan’ny Antenimierandoholona, ny Ceni ary ny Hcc) noho ny tsy rariny sy tsindrihazolena nahazo azy ireo nataon’ny kandidam-panjakana (IRD) tany amin’ity distrika ity nanombaka tamin’ny « pré-campagne » sy nandritra ny fampielezan-kevitra ary nandritra ny fifidianana solombavambahoaka tamin’ny 27 mey 2019 teo. Diso tafahoatra loatra, hoy izy ireo, ny fanodinkodinana ny safidim-bahoaka natao tany Ifanadiana ka tena malahelo ny vahoaka ary tsy tompon’andraikitra amin’izay mety hataon’izy ireo amin’izany izahay. Niharihary ny hala-bato nitranga tany amin’ity distrikanay ity,  hoy izy ireo, ka efa nanaovanay fitarainana any amin’ny HCC. Tsotra ny anay : “rehefa mpangalatra, indrindra ny hala-bato, dia mendrika ny sazy sahaza azy”.

 

Ntsoavina Evariste

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana