Dans la mme rubrique

Vaky trano sy halatra biby fiompy 3 lahy nidoboka am-ponja

18/09/2019

Saron’ny polisy ny fikambanan-jiolahy mpamaky trano ao Imanja. Lehilahy miisa telo no tra-tehaky ny polisy any an-toerana ny alahady 15 septambra lasa teo noho ny famakiana trano.

Vaky trano sy halatra biby fiompy 3 lahy nidoboka am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana teny 67ha Andrasana izay ho sazin’ilay jiolahy mody mamo

18/09/2019

Natolotra ny fitsarana omaly talata 17 septambra ilay lehilahy mody mamo manararaotra manendaka eny 67ha. Raha tsiahivina, ny 15 septambra teo tamin’ny 5 ora hariva nahasamborana azy teo am-panaovana ny asa ratsiny izy no nisy ny antson’ny tsara sitrapo ka tonga ny polisy.

Fanendahana teny 67ha Andrasana izay ho sazin’ilay jiolahy mody mamo

Hamaky ny tohiny...

Kidnapping teny Ambohidratrimo Nandraviravy 6 tapitrisa Ariary ny zandary ilay jiolahy

18/09/2019

Voasambotra teo Ankadibe Ambohidratrimo afak’omaly atoandro ilay mpaka an-keriny nikasa hanolana zazavavy 17 taona teny Andakana ny zoma teo.

Kidnapping teny Ambohidratrimo Nandraviravy 6 tapitrisa Ariary ny zandary ilay jiolahy

Hamaky ny tohiny...

Analavory Tra-tehaka ireo dahalo 2 mpamatsy omby halatra ny renivohitra

18/09/2019

Dahalo raindahiny roalahy no voasambotry ny zandary tao amin’ny paositry ny zandary Analavory distrika Miarinarivo ny alakamisy 12 septambra teo. Nandritra ny famotorana natao no niaiken’izy ireo ny heloka vitany ka nilazany fa saika hamidy aty Antananarivo ireto omby vositra ireto.

Analavory Tra-tehaka ireo dahalo 2 mpamatsy omby halatra ny renivohitra

Hamaky ny tohiny...

IHOSY Sarona ny atidohan’ny varo-drongony

18/09/2019

Ny fanomezam-baovaon’ny olona tsara sitrapo sy ny fanadihadian’ny polisy no nahafantarana ny atidohan’ny varotra zava-mahadomelina tao Ihosy.

IHOSY Sarona ny atidohan’ny varo-drongony

Hamaky ny tohiny...

ANDRAVOAHANGY Voavonjy ilay dokotera vavy noratrain’ny mpanendaka

18/09/2019

Efa tsy misy ahiana ny ain’ny mpiasan’ny fahasalamana iray noratrain’ny jiolahy tamin’ny antsy.

ANDRAVOAHANGY Voavonjy ilay dokotera vavy noratrain’ny mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny zava-mahadomelina Rongony 3 taonina tra-tehaky ny zandary

16/09/2019

2 980 kg no vesatry ny rongony 150 000 fototra nongotana milanja 1 680 kg sy zavamahadomelina maina 1 300 kg nokasaina hamidy tany amin’ny ditrikan’Ambanja sy Ambilobe.

Ady amin’ny zava-mahadomelina Rongony 3 taonina tra-tehaky ny zandary

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Lozam-pifamoivoizana teny Ankazobe Mpianatry ny LTP Ankazondandy 1 maty, 11 naratra

21/06/2019

Mpianatra 1 no maty ary mpandeha 11 avy tao amin’ny lycée technique professionnel na LTP Ankazondandy no niharan'ny lozam-pifamoivoizana afaka an’Ankazobe.

 Avy aty an-drenivohitra hizotra ho any Mahajanga ireo mpianatra nomban’ny mpanabeny  hanao “Voyage d'étude” izao tra-doza izao. Efa nihoatra an’Ankazobe izy ireo, tamin’ny Pk 130, araka ny tafa manokana nifanaovana tamin’ny lehiben’ny borigadin’ny zandariamariam-pirenena any an-toerana.  Araka ny voalazan’ny mponina any an-toerana, nivadika in-droa ilay fiara marika “Mercedes Sprinter”. Niisa 25 ireo mpandeha, efa nahazo ny fitsaboana tao amin’ny hopitaly Ankazobe avokoa ireo 11 mianadahy naratra. Tsy nisy ratra be ka tsy voatery nentina niakatra nihazo ny renivohitra. Efa tsy misy ahiana ny ain’izy ireo fa “efa makamaka aina”, araka ny loharaom-baovao avy any ifotony. Nitantara ireo niharam-boina fa vokatry ny fandehanana mafy notanterahin’ny mpamily ilay fiara mpitatitry ny Sotrate no nahatonga izao loza izao. Nanamafy io tsy fitandremana io ny mpitandro filaminana izay nanatanteraka ny fizahana ny loza : “Sady efa anaty fiolahana mbola nandeha mafy loatra “ ka izay no nampivarina tany ankady ilay fiara. Nanampy trotraka ihany koa ny orana izay nampalama ny lalana sy ny tsy fifehezan’ny mpamily ny lalana amin’ny maha mpanamory azy tamin’ny lalam-pirenena faha-telo nefa nizotra mafy am-bavaloza tamin’ny lalam-pirenena faha-4.

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana