Dans la mme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Antsakaviro sy Ankorahotra Mpanendaka enina no tratra teo am-perinasa

20/06/2019

Tovolahy miisa enina no voasambotry ny sampandraharahan’ny polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika fahaefatra sy ny polisin’ny boriborintany fahatelo teny amin’ny faritra Antsakaviro sy Ankorahotra.

 

 

 

 Tsy ampy taona ny iray tamin’izy ireo. Naiditra am-ponja vonjimaika ny dimy lahy ary nalefa eny amin’ny Toby fitaizana zaza maditra kosa ilay tsy ampy taona. Araka ny fampitam-baovaon’ny polisim-pirenena, noho ny hamaroan’ny fitarainana voarain’ny mpitandro filaminana mahakasika ny fisiana andian-jiolahy mpanao sinto-mahery sy fandrahonana amin’ny basy ireo mponina amin’ireo faritra ireo dia nanao ny fanadihadiana izy ireo. Loharanom-baovao avy amina tsara sitrapo no nahafantarana fa mihaodihaody eny ireo andian-jiolahy. Ny alakamisy 13 jona  tokony ho tamin’ny 7 ora hariva, nidina ifotony ny polisy ka nisy ny fifanenjehana. Nandritra ny fanadihadiana azy ireo teo anivon’ny sampandraharahan’ny polisy misahana ny ady heloka bevava sakelika faha-4 dia niaiky ny helony izy ireo. Milamindamin-dratsy eny an-toerana amin’izao fa mbola tanarahan’ny mpitandro filaminana ireo namany tavela.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana