Dans la męme rubrique

TANIM-PANJAKANA

16/01/2020

Nambaran’ny tatitry ny filankevitry ny minisitra omaly fa antontan-taratasy miisa 19 vokatry ny hosoka no navoakan’ny teoanivon’ny

TANIM-PANJAKANA

Hamaky ny tohiny...

MBOLA NIFETY IHANY

13/01/2020

Na dia efa nilaza aza ny fanjakana fa tsy hisy ny fetin'ny fankalazana ny fifampiarahabana nahatratra ny taona, misy amin'ny sampan-draraharaha ao amin'ny fitondrana maro ihany no manao fety.

MBOLA NIFETY IHANY

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

10/01/2020

Valo lahy mitazona basy marovava na kalachnikov no nanafika ny toeram-pivarotana enta-madinika iray tetsy Ambohijanaka.

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

Hamaky ny tohiny...

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

07/01/2020

Nahomby ny mpiambin’Anosibe omaly tamin’ny asany. Teo am-pamakiana tsena ny telo lahy no saron’izy ireo.

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

Hamaky ny tohiny...

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

03/01/2020

Dimy no maty teto an-drenivohitra tamin’ny taom-baovao. Ny efatra tamin’ireo dia ankohonana iray tetsy Ambohidrapeto.

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

Hamaky ny tohiny...

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

21/11/2019

Raikitra ny rombo tetsy Ambohimiandra teo amin’ny mpamily taksibe sy ny mpandeha.

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

Hamaky ny tohiny...

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

20/11/2019

Anio no hanomboka ny fitsarĂ na ilay raharaha famonoana ho faty tamin'ny fomba feno habibiana ireo telo mianaka tao Imerintsiatosika.

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Maitre Olala

19/06/2019

Mbola hiakatra CODIS indray ny 21 jona izao ilay mpisolovava tsy navela hiasa 2 taona,

 

 

Willy Razafinjatovo na Maitre Olala, rehefa nahena 1 taona ilay saziny voalohany. Resaka fitsikerana nataony tao anatina haino aman-jery tsy miankina iray moa no anton’ity fiantsoana ity.

Fetin’ny mozika

Ny 21 jona izao no hankalazana ny fetin’ny mozika. Hisy ny kaonseritra HIP HOP sy mozika klasika ho fanamarihana izany etsy amin’ny IFM Analakely ny alin’io.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana