Dans la mme rubrique

Disadisam-piainana Novonoiny ho faty ny zanany mirahavavy

21/01/2020

Rehefa nahazo ny fitsaboana sahaza azy ilay Ramatoa namono ny zanany roa ka saika hamono tena dia nosamborin’ny Polisy afak’omaly.

Disadisam-piainana Novonoiny ho faty ny zanany mirahavavy

Hamaky ny tohiny...

Raharaha 65 000 Ariary Ny mpiasan’ny foibe ihany no nomen’ny filoha solompenakoho

21/01/2020

Nahitsy ny tenin’ny filoham-pirenena teny Iavoloha omaly nanoloana ny mpanao gazety.

Raharaha 65 000 Ariary Ny mpiasan’ny foibe ihany no nomen’ny filoha solompenakoho

Hamaky ny tohiny...

Fanapoizinana ara-tsakafo Tsy hilefitra ny ray aman-drenin’ireo mpianatra miisa 22

21/01/2020

Rehefa vitan’ny mpitsabo teo Ambatomiraharavy ny fizaham-pasalamana sy ny fitiliana dia voalaza fa ny fihinanana sakafo

Fanapoizinana ara-tsakafo Tsy hilefitra ny ray aman-drenin’ireo mpianatra miisa 22

Hamaky ny tohiny...

«GARE ROUTIERE MAKI» ANDOHATAPENAKA Nadoboka am-ponja ireo jiolahy roa mpanendaka

21/01/2020

Natolotra ny fitsarana ireo roalahy mpanendaka eny amin’ny fiantsonana taksibe Andohatapenaka ary notazonina vonjy maika eny Antanimora omaly alatsinainy 20 janoary 2020.

«GARE ROUTIERE MAKI» ANDOHATAPENAKA Nadoboka am-ponja ireo jiolahy roa mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

AMBOHIMARINA ANDRAMASINA Mitohy ny fanadihadiana an’ilay hita faty nisy namono

21/01/2020

Nahitana fatina lehilahy iray tao Ambohimarina, distrikan’Andramasina izay lalana anelanelan’ity renivohitry ny distrika ity sy Behenjy Ambatolampy.

AMBOHIMARINA ANDRAMASINA Mitohy ny fanadihadiana an’ilay hita faty nisy namono

Hamaky ny tohiny...

Lehilahy maty tao amin’ny Borigady “Tsy tokony ho vitavita ho azy”

21/01/2020

Tovolahy iray 27 taona notazonina tao amin’ny biraon’ny zandary teny Andoharanofotsy no namoy ny ainy ny zoma lasa teo, izay heverin’ny olona fa herisetra no mety nahafaty azy.

Lehilahy maty tao amin’ny Borigady “Tsy tokony ho vitavita ho azy”

Hamaky ny tohiny...

Loza an-dranomasina Avotra ihany ilay mpanarato vaky lakana

20/01/2020

Araka ny loharanom-baovao azo avy any Toamasina, tsy misy ahiana ny ain’ilay raim-pianakaviana izay tsy nahatsiaro tena tanteraka raha tratran’ny fahavakisan’ny lakana teny anivon-dranomasina.

Loza an-dranomasina Avotra ihany ilay mpanarato vaky lakana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Sinto-mahery Analamahitsy Mpangarom-paosy roalahy nidoboka am-ponja

19/06/2019

Tratra ambodiomby tany amin’ireo roalahy mpanendaka ny finday halatra iray. Nifanojo ka voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany faha-8 Analamahitsy ny 13 jona lasa teo izy ireo. T

 

sy mitsahatra manao fisafoana ireo toerana fantatra fa isehoana trangana fanendahana matetika eny amin’ny faritra Analamahitsy ny mpitandro filaminana. Ny alakamisy lasa teo tokony ho tamin’ny 6 ora hariva, nifanehatra tamina lehilahy roa avy nisintona findain’olona sendra nandalo izy ireo. Vao nahita izany ireto polisy mpanao fisafoana dia nanenjika azy 2 lahy avy hatrany ka tsy ela dia voasambotra izy ireo. Nosavaina ka mbola tratra teny aminy ilay finday. Naiditra am-ponja vonjimaika ireo rehefa nandalo teo anoloan’ny fampanoavana ny sabotsy 15 jona 2019. Araka ny filazan’ny mpitandro filaminana eny an-toerana, efa manatanteraka ny ezaka izy ireo amin’ny fanenjehana ireo jiolahy.

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana