Dans la mme rubrique

Olan’ny angovo sy delestazy Tsara rafitra ny IEM saingy…

21/01/2020

Mampikolay hatrany ny fahatapahan-jiron’ny Jirama amin’izao fotoana izao. Saika isan’andro io, ary mandavan-taona tsy mety mivaha ny olana. Rehefa lohataona,

Olan’ny angovo sy delestazy Tsara rafitra ny IEM saingy…

Hamaky ny tohiny...

Orinasa DHL Madagascar Mitaiza sahady ny ankizy hanao fandraharahana

21/01/2020

Notanterahana omaly tao amin’ny ministeran’ny fanabeazana Anosy ny fanavaozana ny fifanaovan-tsoaniam-piaraha-miasa niaraka tamin’ny orinasa DHL International Madagascar.

Orinasa DHL Madagascar Mitaiza sahady ny ankizy hanao fandraharahana

Hamaky ny tohiny...

Orinasa DHL sy ny mpanao gazety Niara-nikorana tamin’ny alalan’ny « after work »

20/01/2020

Niara-nifaly tetsy Ankorondrano ireo tompon’andraikitry ny orinasa DHL Madagascar sy ireo mpanao gazety maro tamin’ny faran’ny herinandro teo.

Orinasa DHL sy ny mpanao gazety Niara-nikorana tamin’ny alalan’ny « after work »

Hamaky ny tohiny...

Anôsy, Androy, Atsimo Atsinanana Zanakazo 20 tapitrisa handrakofana 20ha

16/01/2020

Ny alahady 19 janoary izao no hanatanterahana ny fambolen-kazo faobe manerana ny Nosy, ka tsy ho diso anjara amin’izany ny faritra Anôsy, Androy, Atsimo Atsinanana.

Anôsy, Androy, Atsimo Atsinanana Zanakazo 20 tapitrisa handrakofana 20ha

Hamaky ny tohiny...

Frantsa-Afrika Hanamafy ny fifamatorana misy hatramin`izay

16/01/2020

Hisy ny fihaonana an-tampony “Afrika-Frantsa 2020” izay hatao any Bordeaux ny 04 hatramin`ny 06 jona izao. Fihaonam-be faha-28,

Frantsa-Afrika Hanamafy ny fifamatorana misy hatramin`izay

Hamaky ny tohiny...

Fanamorana ny varotra sy fandraharahana Vola 39,2 tapitrisa Euro no azon’i Madagasikara

15/01/2020

Notanterahina omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny fitantanam-bola Antaninarenina ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa amin’ny Banky Afrikanina ho amin’ny Fampandrosoana (BAD) sy ny Vondrona Eoropeanina ary ny Governemanta Malagasy.

Fanamorana ny varotra sy fandraharahana Vola 39,2 tapitrisa Euro no azon’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Tranoben’ny varotra eto Antananarivo Hankalaza ny faha-100 taona

15/01/2020

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny tranoben’ny varotra sy ny indostria eto Antananarivo, etsy Antaninarenina, omaly fa feno 100 taona amin’ity taona 2020 ity izany tranobe izany.

Tranoben’ny varotra eto Antananarivo Hankalaza ny faha-100 taona

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Politika fampandrosoana Tokony hitodika tanteraka amin’ny famoronana asa

19/06/2019

Ny tsy fisiana asa sy ny famoronana asa no olana eto amin’ny firenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny FIraisan’ny SEndikan’ny Mpiasan’i Madagasikara (FISEMA),

 

 

 Atoa José Andrianasolo nandritra ny kongresy faha-10 tetsy amin’ny rovan’ny Tovovavy Antanimena. Tsara ny nampiakarana ny karama farafahaambaniny na ny SMIG ho 200 000 Ariary, hoy izy saingy atahorana hatrany ny fisondrotam-bidim-piainana. Lesoky ny politikam-papandrosoana hatramizay ny tsy fanaovana ezaka amin’ny fampiakarana ny asa miforona kanefa 5 hetsy isan-taona ny tanora tonga amin’ny sehatry ny asa. Zara anefa raha misy 5 alina no voaray miasa ary karama sy asa tsy araka ny tokony ho izy izany ka miteraka fihenan’ny risipo izay manaratsy ny famokarana sy ny toekarena ankapobeny mihitsy. Hijery ny paikady rehetra hanorenena ho avy mamirapiratra ny tanjon’ny fivoriana izay nandraisan’ireo sendika 125 avy amin’ny faritra 12 anjara.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana