Dans la mme rubrique

Tantely avy eto Madagasikara Anisan`ny tsara indrindra maneran-tany

18/07/2019

Tafakatra amin’ny dingana famaranana amin`ny « Start-up : Entrepreneur-ship World cup” ny orinasa Ikiray Miel de Madagascar, izay orinasa mpamokatra tantely avy eto amintsika.

Tantely avy eto Madagasikara Anisan`ny tsara indrindra maneran-tany

Hamaky ny tohiny...

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

17/07/2019

Raha oharina ny taona 2018 dia niakatra 15% ny tombony azo tamin’ny fanondranana lavanila teto Madagasikara tamin’ity fiandohan’ny taona ity.

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

Hamaky ny tohiny...

Sehatry ny fizahantany Mila miezaka mafy i Madagasikara

17/07/2019

Nahatratra 196.806 isa ireo mpizahatany nandalo teto Madagasikara hatreto ho an’ity taona 2019 ity raha toa ka 183.372 tamin’ny taon-dasa, izany hoe nitombo 13.434.

Sehatry ny fizahantany Mila miezaka mafy i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Taona 2019 Rongony 900 kilao hatreto no sarona

17/07/2019

Tamin'ity taona 2019 ity dia 900 kilao ireo rongony saron'ny mpitandro ny filaminana ka anisan’izany ny heroïne, ny cocaine ary ny cannabis izay matetika saron'ny mpitandro ny filaminana eny amin'ny fadin-tseranana.

Taona 2019 Rongony 900 kilao hatreto no sarona

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Af-Rice Nampiakatra ny voka-bary

16/07/2019

Ny faritra Alaotra Mangoro sy Itasy ary Vakinankaratra no nanatanterahana ny tetikasa andrana Af-Rice noho ny fihenan’ny voka-bary tany.

Tetikasa Af-Rice Nampiakatra ny voka-bary

Hamaky ny tohiny...

Fampananana asa ny tanora Maro ny ezaka mila iantsorohana

16/07/2019

Aty amin’ny firenena mahantra tahaka an’i Madagasikara dia ahitana tanora maro marefo amin’ny sehatra fampianarana sy ny fampananana asa.

Fampananana asa ny tanora Maro ny ezaka mila iantsorohana

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Hita ho sahirana i Madagasikara

15/07/2019

Efa maro sahady ireo atrikasa natao sy fifanarahana nosoniavina tamin’ireo firenena matanjaka hatramin’ny niovan’ny fitondrana.

Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Hita ho sahirana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Asa fandrefesan-tany Tsy mbola fantatry ny ankamaroan’ny Malagasy

13/06/2019

Nanomboka omaly alarobia 12 jona tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ary haharitra 3 andro ny fampirantiana karakarain’ny fikambanan’ireo Injeniera misehatra amin’ny asa topografika na fandrefesan-tany.

 

 

 Tanjona ny fampahafantarana ny andraikitra sahanin’izy ireo ary hampivondronana ihany koa ireo mpisehatra rehetra eto Madagasikara. Fihaonamben’ny Injeniera ity nampitondraina ny lohahevitra hoe « Land Surveyor’s Week » ity izay ahitana ny Sendikan’ny mpandraharaha ny asa vaventy, ny fianarana ambony eny amin’ny Polyteknika, ny Lisea Teknika any Mantasoa ... Mizara 3 mazava tsara ny fampirantiana. Omaly dia natokana nanaovana adihevitra amina lohahevitra maro. Hisy ihany koa ny fampahafantarana ireo teknolojia vaovao fampiasa amin’ny asa topografika. Ankoatr’izay dia hisy ny fampahalalana sy ny fampironana ny mpianatra ary ny tanora Malagasy amin’ny asan’ny topografy izay tena mbola vitsy eto amin’ny firenena.

Tsirinasolo

 

  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana