Dans la mme rubrique

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

23/07/2019

Tsy maninona fa raketo indray ary aloha ry Jean a ! Alefa indray ary e ! Hitako ohatry ny mba efa miakatrakatra indray mantsy.

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

Hamaky ny tohiny...

Mahereza e !

19/07/2019

Tsy mihomehy loza aho ry Jean fa mba raharaha koa iny nahazo anao iny a ! Hay ve ka efa nitsidika an’ilay birao ianao ka mba efa nanantena hahazo ilay seza kinanjo….

Mahereza e !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

18/07/2019

Da fetibe da fetibe ! Tadidinareo ve iny vazo iny ry Jean ? Faly mihitsy aho rangahy miarahaba anareo fa ankevitry ny ho

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

Hamaky ny tohiny...

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

17/07/2019

Tena hafa, tsy fahita tato anatin’ny 59 taona marina ry jean iny nataonareo teny an-dapa iny a.

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

Hamaky ny tohiny...

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

15/07/2019

Tena miaiky aho ry jean kely fa tena fadin-drazanareo mihitsy izany ilay fanetren-tena a.

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

Hamaky ny tohiny...

Tohanantsika hatrany

11/07/2019

Baolina kitra, mampientam-po Baolina kitra, mampiray ihany koa Barea Malagasy, tohanantsika hatramin'ny farany Tsy maintsy mandresy no anarany.

Tohanantsika hatrany

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aza tia kely !

10/07/2019

Izay ihany ilay mahavoa anareo ry Jean a ! Efa hita izao fa ny fanampian-dry Jean Malalatanana an’ilay kilonganareo no nampivoatra azy hiala amin’io mikandra sahady io dia lazainareo fa ataony fitaovana indray ny zanakareo.

Taratasin’i Jean Aza tia kely !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Mba manaraha ihany ianareo vaovao e ! Fa manao ahoana mihitsy ianao io izao e ? Rehefa tsy afaka mividy an’ilay mbala anie isika dia afaka manome zavatra hafa na manohana amin’ny fomba hafa e ! Tsy izahay indray no hamoronana resaka mandany jiro eo dia hampikorontana ny fifantohan’izay efa tokony hifantoka. Dia tsy haiko indray izao ry Jean izay hotsikeranareo manaraka fa mba mahaiza mankasitraka na dia indraindray ihany aza !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana