Dans la mme rubrique

Fivoriana tsy ara-potoana nangatahan'ireo ligim-paritry Miandry izay hevitry ny Komity mpanatanteraka

20/05/2020

Raha nanontaniana nivantana tamin'ny resadresaka an-telefaonina nifanaovana tamin'ny Rtoa Sg-n'ny FMF

Fivoriana tsy ara-potoana nangatahan'ireo ligim-paritry Miandry izay hevitry ny Komity mpanatanteraka

Hamaky ny tohiny...

Toamasina DTR n'ny baolina kitran’Atsinanana ilay matin’ny coronavirus

19/05/2020

Fantatra izao fa DTR tao amin’ny seksion’ny baolina kitran’i Toamasina ilay olona diabetika matin’ny coronavirus tany amin’ny CHU Morafeno Toamasina tamin’ny faran’ny herinandro teo dia i Roger KASAONA,

Toamasina DTR n'ny baolina kitran’Atsinanana ilay matin’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Rugby Malagasy Nanome toromarika an’ireo mpitsabo lavalava ny DTN

19/05/2020

Nampivory maimaika an’ireo tompon’adraikitry ny fahasalamana na “commission medicale niveau 2” eo anivon’ny Malagasy Rugby ny DTN “Tale teknika nasioanly” –n’ity rafitra ity, Andrianorosoa Antsoniandro,

Rugby Malagasy Nanome toromarika an’ireo mpitsabo lavalava ny DTN

Hamaky ny tohiny...

Kianjaben’i Mahamasina Mety tsy ho tratra ny 26 jona

16/05/2020

Tombanana hisy fahatarana 1 volana sy tapany eo ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fanavaozana ny kianjaben’i Mahamasina, raha ny fanazavan’ny tompon'andraikitra sady mpanolontsaina manokan’ny filoham-pirenena, Gerard Andriamanohisoa.

Kianjaben’i Mahamasina Mety tsy ho tratra ny 26 jona

Hamaky ny tohiny...

Badmiton Malagasy Miandry toa ny rehetra ihany

15/05/2020

Na dia azo ambara fa taranja tsy dia misy fifampikasoan’ny mpifandrina mivantana aza ny lalao Badminton, hoy ny filohan’ny Federsiona Malagasy amin’ity taranja ity, Jean Aimé Mota Ravalison,

Badmiton Malagasy Miandry toa ny rehetra ihany

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra -Matsisatra Ambony Namoy mpiara-miasa zokiolona indrindra

13/05/2020

Tamin’ny harivan’ny alakamisy 7 mey 2020 teo no nidaosin’ny fahafatesana i Ralaivao Timothe antsoin'ny rehetra hoe Doyen ,CE “Mpikambana ao amin’ny komity mpanatanteraky ny baolina kitra teo anivon'ny ligim-paritry ny Baolina kitra Matsiatra Ambony”.

Baolina kitra -Matsisatra Ambony Namoy mpiara-miasa zokiolona indrindra

Hamaky ny tohiny...

Lionnel Messi Nanolotra 500 000 euros ho an’ny fondation Garrahan

13/05/2020

Manoloana ny fihanaky ny coronavirus maneran-tany ary taorianan’ny nanolorany 1 tapitrisa euros ho an’ny hopitaly

Lionnel Messi Nanolotra 500 000 euros ho an’ny fondation Garrahan

Hamaky ny tohiny...


Sport

Atletisma Tompondakan’i Madagasikara sokajy tanora Nahery ny ekipan’ny GST sy ny ligin’Atsimo Andrefana

11/06/2019

Ny ekipan’ny Gst “Groupe Siteny Toliara” sy ny ligin’Atsimo Andrefana no nisongadina teo amin’ny fahazoana medaly betsaka

 

 

indrindra tamin’ny fifaninanam-pirenena fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara 2019 taranja atletisma sokajy tanora izay notontosaina teto Antanananarivo ny 05-09 jona 2019 lasa teo.   

 

Filaharana isaky ny ligim-paritany : 1°-Atsimo Andrefana : 57 (33-19-5-)  ;  2°- Analamanga 36 (14-8-14)  ;  3°-Atsinanana 26 (9-7-10)   ;  4°-Vakinankaratra 29 (5-10-14)  ; 5°- Amoron’i Mania 17 (5-6-6)   ; 6°-DIANA 15 (5-5-5)   ; 7-Anosy 16 (4-7-5)   ;  8°-Manakara 10 (4-4-2)   ; 9°- Alaotra Mangoro 15 (3-6-6)  ; 10°-Bongolava 10 (3-4-3)  ; 11° -Haute Matsiatra 4 (1-1-2)   ; 12e°-Itasy 1 (1-0-0)  ; 13°-Ihorombe 5 (0-3-2)  ;   14°-Boeny 2(0-1-1) Sections   ;  14° ex -Antsohihy 2 (0-1-1)  ; 16°Farafangana 0 (0-0-0)

 

Filaharana isaky ny klioba nandray anjara : 1°-GST 32 (19-13-0)   ;  2°-Apnato 15 (9-5-1)   ; 3e : Ascut 23 (8-7-8)   ;  4 °-ABCA 16 (5-7-4)   ;  5°-HTTA 15 (5-5-5)   ;  6°-TAF 19 (5-2-2)   ;  7°ASAF Anosy 16 (4-7-5)   ; 8°-ACM 10 (4-4-2)  ; 9°-3FB Analamanga 8(4-1-3)   ;  10°-CCA 12 (3-4-5)

 

Ireo mpilalao mendrika indrindra : U 18 Vehivavy-Ravaoarisoa Marie Rose (TAF Analamanga 100m) nahazo isa 936  ;  U 18 Lehilahy-Damazy Andoniaina (ACM Manakara 200m)  ;  U 20 Vehivavy :  Razanajafy Brigitte (TAF Analamanga 100m) nahazo isa 1600  ; U 20 Lehilahy  : Razanakoto Fanomezana (ASJA Vakinankaratra Long) nahazo isa 962.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana