Dans la mme rubrique

Antenimieram-pirenena Mbola baraingo ny ho mpanohitra

24/06/2019

Araka ny vokatra vonjimaika avy amin`ny CENI, ny vondrona politika manohana ny filoham-pirenena no nahazo ny maro an`isa.

Antenimieram-pirenena Mbola baraingo ny ho mpanohitra

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny fetim-pirenena Naverina ny kermesin’ny Tafika

24/06/2019

Tany amin` ny Repoblika voalohany no nisy farany ny kermesin`ny Tafika Malagasy teny Betongolo karakarain'ny Foloalindahy teto amintsika noho ny antony fandriampahalemana.

Fankalazana ny fetim-pirenena Naverina ny kermesin’ny Tafika

Hamaky ny tohiny...

Marc Ramiaranjatovo Mbola hilatsaka hofidiana ho Ben’ny tanàna

24/06/2019

Ny fanomanana ny fifidianana Ben’ny tanàna indray izao no malaza eto amintsika. Ho an’ny kaominina Alasora, distrikan’Antananarivo Avaradrano manokana dia fantatra fa mbola hilatsaka hofidiana Atoa Marc Ramiaranjatovo hahafahany manohy ireo asa tsy vita ao anatin’ity kaominina iadidiany ity.

Marc Ramiaranjatovo Mbola hilatsaka hofidiana ho Ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana Malagasy Hividy fitaovam-piadiana raitra…

21/06/2019

Tonga nitsidika ny andiany faha-53 amin’ny hetsika iraisam-pirenen’ny fiaramanidina sy ny tontolony fanao any Bourget Paris na « Salon du Bourget 2019 »

Fanjakana Malagasy Hividy fitaovam-piadiana raitra…

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’i Ihosy Velon-taraina amin’ny hala-bato i René Fulgence

21/06/2019

Velon-taraina ny kandida ho depioten’i Ihosy, René Fulgence, manoloana ny hala-bato nitranga tao an-toerana na dia nametraka fitarainana tamin’ny HCC aza, raha ny nambarany omaly.

Distrikan’i Ihosy Velon-taraina amin’ny hala-bato i René Fulgence

Hamaky ny tohiny...

Fampidinana vidin-tsolika Esoin’ireo mpanao politika

21/06/2019

Misaotra ny filoham-pirenena, hoy ny filohan’ny antoko politika Kintana, Tabera Randriamanantsoa, nandany 3 andro niady hevitra hampidina ny solika.

Fampidinana vidin-tsolika Esoin’ireo mpanao politika

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana ankehitriny « Tsy tokony hiala bala intsony. »

20/06/2019

Fanjakana IRD na Mapar no mitondra izao, hoy ny mpahay lalàna Willy Razafinjatovo na Olala.

Fitondrana ankehitriny « Tsy tokony hiala bala intsony. »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Firosoana amin’ny fampihavanana tena izy Tsy mbola voalamin’ny CFM…

11/06/2019

Mipetraka amin’ny maha raiamandreny ny CFM, hoy ny filohany Maka Alphonse, raha nanontaniana mikasika ny fanantenana ny amin’ny ahatongavan’ny fampihavanana tena izy manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny.

 

 Tanjona ny tsy hiverenan’ny krizy. Tsy vahaolana ny fidinana an-dalambe. Manao antso avo ny kandida depiote aho, hoy izy. Vorio ny porofo dia ento amin’ireo ambaratongam-pitsarana sahaza azy. Miantso ny mpitsara ihany koa mba hitsara araka ny tokony ho izy ireo fitarainana tena izy. Nanomboka ny 3 jona teo ary hifarana ny 3 jolay ny fivoriambenay (A.G) nandinihana zavatra maro satria nandritry ny 2 volana ny mpikambana no nitety ny faritra niaviany avy. Eo ny tatitra mikasika ny fifidianana fa eo koa ny asan’ny CFM andavanandro. Hodinihana koa raha tonga  ireo taratasy fangatahana famotsoran-keloka. Ny resaka fanorenana (indemnisation et réparation) ho an’ireo sivily sy miaramila niharan’ny antsojay politika ny taona 2002 sy 2009. Anisan’ny anapahana hevitra daholo izany rehefa voadinik’ireo vaomiera tandrify azy avy, hoy hatrany ny tenany. Tsy mbola voavalin’ity komitin’ny fampihavanana ity, araka izany, hatreto izay fanontaniana izay.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana