Dans la mme rubrique

Fiahiana ara-tsosialy CNaPS Hiakatra ho 6 000 ariary ny volan-jaza

19/07/2019

Hiakatra ho 6.000 Ariary ny volan-jaza amin’ny volana aogositra ho avy io raha nanomboka nihatra izany ny volana mey lasa teo ary tsy mitsahatra miova ho amin’ny tsara ny fanampiana omen’ny CNaPS ireo mpikambana ao aminy.

Fiahiana ara-tsosialy CNaPS Hiakatra ho 6 000 ariary ny volan-jaza

Hamaky ny tohiny...

Mahavoky - Besarety Tapaka iray andro tontolo ny rano, nijaly ny mponina

19/07/2019

Nanomboka ny alarobia tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, ka hatramin’ny omaly alakamisy dia tapaka tanteraka ny rano teny amin’ny fokontany Mahavoky rehetra iny.

Mahavoky - Besarety Tapaka iray andro tontolo ny rano, nijaly ny mponina

Hamaky ny tohiny...

Sambava Tafakatra 8.000Ar ny litatry ny lasantsy

18/07/2019

Midangana avo roa heny amin’ny vidiny ara-dalàna ny vidin-tsolika any Sambava amin’izao fotoana.

Sambava Tafakatra 8.000Ar ny litatry ny lasantsy

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra amoron-dalana Mitady ho fanjakana kely

18/07/2019

Efa fanjakana kely anaty fanjakana ve ireo mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra rehefa jerena ny zava-misy manerana ireo araben’Antananarivo ?

Mpivarotra amoron-dalana Mitady ho fanjakana kely

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Harena Soa Manao ny asa tsy vitan`ny fanjakana

18/07/2019

“Tsy voatery ao anatin`ny fotoam-pifidianana no tokony hanatanterahana asa sosialy”,

Fikambanana Harena Soa Manao ny asa tsy vitan`ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Gaboraraka eto Iarivo sy ny manodidina Midina eny an-dalambe hatramin’ny omby

17/07/2019

Miditra an-tsehatra eny amin’ny arabe amin’ny andro atoandro amin’ny 11 ora sy sasany ihany koa ny ombin-tsarety eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Gaboraraka eto Iarivo sy ny manodidina Midina eny an-dalambe hatramin’ny omby

Hamaky ny tohiny...

Andralanitra Olona telo tratra nandoro ny toerana fanariam-pako

17/07/2019

Setroka be tsy nifankahitana teny Ambatomaro sy Andralanitra omaly ka nampitaraina ny mponina. Ankoatra ny fofona nentin’ilay setroka izay voalaza fa nahery vaika tokoa dia maizina ihany koa ny tanàna.

Andralanitra Olona telo tratra nandoro ny toerana fanariam-pako

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Consulat de Monaco sy ny orinasa Star Mizara bodofotsy ho an’ireo ankizy sahirana

07/06/2019

Efa tadifitra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny hatsiaka isika eto Madagasikara ankehitriny.

 

 

 

Mafy izany ho an’ireo olona sahirana ara-pivelomana, izay tsiahivina fa misy mamoy ny ainy mihitsy, antony nanosika ny orinasa Star hanohana ny tetikasan’ny “Consulat de Monaco”, ka manolotra bodofotsy ho ana  fokontany  miisa 10 eto Antananarivo. Nanomboka ny 03 ka hatramin’ny 11 jona ho avy izao no hanatanterahany ny hetsika. Omaly, ohatra, dia teny amin’ny  fokontany Tanjombato Ankaraobato Andafiatsimo no nalehan’izy ireo. Nambaran-dRtoa  Karine Razafindrakoto  mpandrindra ny serasera eo anivon’ny orinasa Star fa tsy mitsahatra manohana ireo tetikasa samihafa entina hanampiana ny mpiarabelona ny orinasa misy azy. Mikasika ny fiaraha-miasa amin’ny Consulat de Monaco kosa dia fantatra fa manohana ilay tetikasa fanomezana vatsim-pianarana ho an’ireo mpianatra mendrika koa izy ireo. Bodofotsy miisa 1.000 no ezahina hotsinjaraina ary ireo ankizy latsaky ny dimy taona 100 isam-pokontany no  nisitraka sy azy.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana