Dans la mme rubrique

Instat Madagasikara Antontan'isa tamin'ny 2012 no mbola ampiasaina

23/07/2019

Mbola antontanisa tamin'ny taona 2012 no ampiasain'ny INSTAT amin'izao fotoana izao hijerena ny faripiainan'ireo tokantrano Malagasy.

Instat Madagasikara Antontan'isa tamin'ny 2012 no mbola ampiasaina

Hamaky ny tohiny...

Arina fandrehitra eto Antananarivo Niakatra 50% ny vidiny

23/07/2019

Nahitana fiakarany 50% ny vidin'ny arina fandrehitra eto an-drenivohitra tato anatin’ny 2 volana. Tafakatra 23 000 ka hatramin’ny 30 000 Ariary ny vidiny amin’izao fotoana raha manodidina ny 17 000 ka hatramin’ny 20 000 Ar teo aloha.

Arina fandrehitra eto Antananarivo Niakatra 50% ny vidiny

Hamaky ny tohiny...

Taha-bola Taratry ny tanjaky ny toekarena

22/07/2019

Samy manana ny taha-bola na ny “taux de change” mety aminy ny firenena tsirairay arakaraky ny zava-misy ao aminy. Miankina amin’ny toetoetran’ny toekarena any amin’ny firenena no hametrahana ny taha-bola mifandraika amin’izany.

Taha-bola Taratry ny tanjaky ny toekarena

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Fihariana Mahatratra 50 486 ny dosie voaray

22/07/2019

Miisa 50 486 ireo antontan-taratasy voaray eo anivon`ny Antenimieran`ny varotra manerana ny faritra 22 eto Madagasikara mahakasika ny fandaharanasa

Tetikasa Fihariana Mahatratra 50 486 ny dosie voaray

Hamaky ny tohiny...

Tantsaha eto Madagasikara Vitsy no afaka mindram-bola

22/07/2019

Ambany ny tahan’ny tantsaha mahazo fahafahana mindram-bola sy manatona eny anivon’ireny ivontoerana manao fampindramam-bola ireny amin’izao.

Tantsaha eto Madagasikara Vitsy no afaka mindram-bola

Hamaky ny tohiny...

Tantely avy eto Madagasikara Anisan`ny tsara indrindra maneran-tany

18/07/2019

Tafakatra amin’ny dingana famaranana amin`ny « Start-up : Entrepreneur-ship World cup” ny orinasa Ikiray Miel de Madagascar, izay orinasa mpamokatra tantely avy eto amintsika.

Tantely avy eto Madagasikara Anisan`ny tsara indrindra maneran-tany

Hamaky ny tohiny...

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

17/07/2019

Raha oharina ny taona 2018 dia niakatra 15% ny tombony azo tamin’ny fanondranana lavanila teto Madagasikara tamin’ity fiandohan’ny taona ity.

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Lalam-pihariana ronono Tsy ampy ny famokarana eto Madagasikara

07/06/2019

Nanomboka omaly ary ho tapitra ny sabotsy ho avy izao ny foaraben’ny ronono andiany fahatelo atao etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.

 

 

 

 Tanjona ny hampiroboroboana ny lalam-pihariana ronono eto Madagasikara. Eo ihany koa ny fampisongadinana ireo mpiantsehatra, indrindra ny fanentanana ny malagasy hisotro sy hanjifa ny vokatra avy amin’ny ronono. Nanambara ny mpisehatra fa asa mahavelona ity seha-pihariana ity saingy misy ny olana sedraina. Tsy maharaka ireo mpamokatra noho ny antony tsy fananana tany, ny tsy fahampian’ny fahalalana sy fampiofanana satria betsaka amin’ireo mpiompy no mbola manao ny fomba nentim-paharazana. Miteraka olana lehibe ihany koa ny vilona eto Madagasikara satria rehefa maina ny tany dia manodidina ny 37%  amin’ny filan’ny omby ihany no azon’ny mpiompy homena azy. Izany rehetra izany no antony tsy mahampy ny ronono eto ary  mbola maro no hafarana avy any ivelany amin’ny alalan’ny vovo-dronono.

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana