Dans la męme rubrique

Hong Kong Raikitra ny fifandonana

13/06/2019

Hahemotra ny fandinihana ny volavolan-dalĂ na amin`ny famindran-toerana an`ireo olona manana fitsarana ao Hong Kong mankany Sina.

Hong Kong Raikitra ny fifandonana

Hamaky ny tohiny...

Fihafanan`ny tany Ahiana ho lany tamingana ireo biby an-dranomasina hatramin`ny 2100

13/06/2019

Manodidina ny 17% ny biby mivelona an-dranomasina maneran-tany no ahiana ho lany tamingana hatramin`ny taona 2100 raha mitohy ny fihazakazahan’ny famokarana etona mangeja hafanana na “gaz à effet de serre”

Fihafanan`ny tany Ahiana ho lany tamingana ireo biby an-dranomasina hatramin`ny 2100

Hamaky ny tohiny...

Frantsa Mitokona ny mpiasan`ny fahasalamana

12/06/2019

Niparitaka manerana an`i Frantsa ny fitokonana nataon`ny mpiasan`ny fahasalamana.

Frantsa Mitokona ny mpiasan`ny fahasalamana

Hamaky ny tohiny...

Botsawana Heloka bevava ny “homosexualité’’

12/06/2019

Nanapa-kevitra ny Fitsarana Avo ao Botswana mba hametrahana lalàna ho toy ny mpanao heloka bevava ny fiarahan’ny olon-droa mitovy fananahana na ‘’homosexualité’’.

Botsawana Heloka bevava ny “homosexualité’’

Hamaky ny tohiny...

Iran Toeram-pisakafoanana 547 no nakatona

12/06/2019

Toeran-mpisakafoanana, fandraisana olona ambony miisa 547 no voatery nakaton`ny polisy Iranianina tao Teheran noho ny resaka tsy fanarahan-dalĂ na mifehy ny fisakafoanana.

Iran Toeram-pisakafoanana 547 no nakatona

Hamaky ny tohiny...

Grèce Mpifindra monina 6 no maty an-dranomasina

12/06/2019

Mpifindra monina enina no maty nalentiky ny ranomasina ary olona 57 no avotra ny ainy omaly maraina, tany Lesbos Grèce.

Grèce Mpifindra monina 6 no maty an-dranomasina

Hamaky ny tohiny...

Mikorontana ny ao Haiti Olona roa no namoy ny ainy

11/06/2019

An`arivony ny mponina tao Port-au-Prince Haiti no nidina an-dalambe ny alahady lasa teo nitaky ny fanesorana ny filohan`ny Repoblika, Jovenel Moise.

Mikorontana ny ao Haiti Olona roa no namoy ny ainy

Hamaky ny tohiny...


Any Ivelany

Famokarana arina any Chili Tobim-pamokarana valo no hakatona amin`ny 2040

06/06/2019

Tsy hamokatra arina intsony i Chili hatramin`ny taona 2040, araka ny fanambarana nataon`ny filoham-pirenena any an-toerana, Sebastian Pinera.

 

Na dia miroborobo aza ny famokarana angovo azo havaozina tao anatin`ny taona maro, dia mbola 40%-n’ny herinaratra miainga avy amin`ireo  toby mpamokatra arina, izay tena mandoto tontolo iainana. Mandritra ny dimy taona, tobim-pamokarana arina miisa valo no hakatona mba hahafahana mampihena 20% ny fandotoana ny tontolo iainana. Marihana fa i Chili no handray ny fihaonana COP 25, izay fihaonambe misahana ny tontolo iainana, afaka enim-bolana.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana