Dans la mme rubrique

Vaky fasana teto Antananarivo Mpangalatra taolam-paty 8 voasambotra

13/06/2019

Nandritra ny fanadihadian’ny zandary tamin’ireo mpamaky fasana tany Ambohibary Manjakandriana no nahalalana fa izy ireo no namaky ny fasana maro manodidina an'Antananarivo sy Manjakandrina, Andriampamaky, Talatavolonondry,

Vaky fasana teto Antananarivo Mpangalatra taolam-paty 8 voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Raharaha kidnapping Miarinarivo Nisandoka ho zanaka tany amin’ny sisiny ilay mpaka an-keriny

13/06/2019

Nisoloky ho zanak’ilay raim-pianakaviana ivelan’ny tokantrano ilay mpaka takalon’aina zaza kely tao Soavinandriana.

Raharaha kidnapping Miarinarivo Nisandoka ho zanaka tany amin’ny sisiny ilay mpaka an-keriny

Hamaky ny tohiny...

Halatra misesy tao Taolagnaro Mpanao varo-maizina lavanila 13 no tra-tehaky ny zandary

13/06/2019

Ny zoma 7 jona 2019, tamin'ny 10ora sy sasany alina dia nisy lavanila milanja 32 kg tsy ara-dalàna tratran'ireo zandary tany amin'ny faritra Anosy, distrika Faradofay tao Ebakika, fokontany Esohihy kaominina Taolagnaro.

Halatra misesy tao Taolagnaro Mpanao varo-maizina lavanila 13 no tra-tehaky ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Zaza very hita faty Ny fanaovana “Autopsie” no hanampy amin’ny fanadihadiana

12/06/2019

Ny alatsinainy maraina sahabo tamin’ny 9 ora no hita faty ilay zaza very tamin’ny talata heriny.

Zaza very hita faty Ny fanaovana “Autopsie” no hanampy amin’ny fanadihadiana

Hamaky ny tohiny...

Tatitry ny loza pentekosta Olona 3 maty, 2 zazarano ary 205 nandalo vonjy aina

12/06/2019

Telo no maty nandritra ny fetin’ny pentekosta raha ny tatitry ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka, ny CPP Albert Estel Ainanirina, omaly antoandro.

Tatitry ny loza pentekosta Olona 3 maty, 2 zazarano ary 205 nandalo vonjy aina

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Tra-tehaka ireo jiolahy mpandroba tranombarotra

12/06/2019

Ny harivan’ny alarobia 5 jona teo, voasambotra ny olona dimy lahy anisan’ny mpanao asa ratsy.

Toamasina Tra-tehaka ireo jiolahy mpandroba tranombarotra

Hamaky ny tohiny...

Telolahy hita faty tao Ampitatafika Miaramila 27 nadoboka eny Tsiafahy

11/06/2019

Naiditra am-ponja avokoa ireo miaramila 27 fa tsy araka ny feo nandeha raha ny fanamafisana avy amin’ny mpitandro filaminana. “27 fa tsy folo izany no naiditra eny Tsiafahy.

Telolahy hita faty tao Ampitatafika Miaramila 27 nadoboka eny Tsiafahy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Halatra devizy sy fakana an-keriny Tra-tehaka tany Alaotra i Mamy

06/06/2019

Voasambotry ny polisy i Mamy jiolahy raindahiny nitam-piadiana mahery vaika tamin’ny fakana an-keriny sy ny fanendahana vola vahiny sy vola Malagasy maro be tao amin’ny faritra Ambatondrazaka.

 

Noho ny fiaraha-miasa teo amin’ny mpitandro filaminana sy ny mponin’Alaotra no nahatafiditra ity dahalo mpampihorohoro ity tao anatin’ny haraton’ny polisy, tamin’ny herinandro teo. Anisan’ny ati-doha nikotrika sy nanatanteraka ny fahaverezana lelavola 9 tapitrisa ariary sy 700 dolara Amerikanina, 1.000 yen japoney ary finday avo lenta roa, tamin’ny 4 mey teo, tao Avaradrova Ambatondrazaka. Araka ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana, efa mpamerin-keloka noho ny raharaha fakana an-keriny ny volana aogositra 2014, tany Soalazaina Ambatondrazaka ihany koa i

Mamy. Mbola manohy ny fikarohana ireo fitaovam-piadiana fampiasan’ity jiolahy ity amin’ny alalan’ny famotorana sy ny fanadihadiana ny mpitandro filaminana. Karohana ihany koa ireo mpiray tendro aminy. Manao ny ainy tsy ho zavatra ho fampandriana ny fahalemana any amin’ny faritra ireo mpitandro filaminana.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana