Dans la męme rubrique

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

18/09/2019

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Hamaky ny tohiny...

KandidĂ  IRD Hialokalofan`ny mpamadika palitao

18/09/2019

Amin`ny 24 septambra izao no hivoaka ny tatitra ofisialy havoakan` ny CENI momba ireo kandidĂ  hirotsaka hofidiana ben`ny tanĂ na ary

KandidĂ  IRD Hialokalofan`ny mpamadika palitao

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala « Famitahana vahoaka foana ve no iainana eto ? »

18/09/2019

Mahagaga, hoy ny mpahay lalàna, Willy Razafinjatovo na Maitre Olala, fa efa tamin’ny 9 jolay no tafapetraka tao amin’ny biraon’ny fitsarana

Maitre Olala « Famitahana vahoaka foana ve no iainana eto ? »

Hamaky ny tohiny...

Mpanolotsain`ny tanĂ na Manana andraikitra goavana

18/09/2019

Ny lalĂ mpanorenana ao amin`ny and. faha 150-151 dia mamaritra ny andraikitry ny vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana. Mizara roa ny ao amin`ny tanĂ na.

Mpanolotsain`ny tanĂ na Manana andraikitra goavana

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tsy hita taratra ny fampiharana ny demokrasia

18/09/2019

Krizy politika fahadimy no andalovan`i Madagasikara taorian`ny famerenana ny fahaleovantenany. Ireo krizy nifanesy, nanomboka ny taona 1972 hatramin`ny aprily 2018,

Madagasikara Tsy hita taratra ny fampiharana ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana Tsy mora ny maka ny fon’Antananarivo

18/09/2019

Ny fanamarihana azo aroso raha ny vokatra teto Antananarivo rehefa fifidianana no raisina dia tsy midika ho fandresena avy hatrany ny famoriana vahoaka.

Fifidianana Tsy mora ny maka ny fon’Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ho avy “Hamaritra ny politika eto Madagasikara”

16/09/2019

Ity fifidianana ho avy ity no hamaritra indray ny politika eto Madagasikara, hoy ny kandida ho mpanolontsain’ny tanàna eto Antananarivo, Nantenaina Rakotonirina, raha nanontaniana mikasika ny fahitany izany fifidianana izany.

Fifidianana ho avy “Hamaritra ny politika eto Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Dian’ny Filoha tany Frantsa Nandany volabe

06/06/2019

Ny 27 mey hariva no niala teto ny filoham-pirenena sy ny delegasionina notarihiny nankany Frantsa, ary nigadona teto ny 04 jona teo, izany ho herinandro teo ho eo.

 

 

 Fitsidihana ofisialy no natao, ka io herinandro io ve tao anatin’izany daholo sa nitarina sy nampitomboina kely hanaovana fety sy fitsangantsanganana sy fiantsenana ? Nifanitsaka tamin’ny tsingerin-taona nahaterahan’ny filoha mivady rahateo. 30 teo ny delegasionina niara-dia tamin’ny filoha tany an-toerana. Fandaniana mihoapampana no tany satria raha ny hofan’ny hotely nipetrahan’ny filoha fotsiny (Suite présidentielle) no 25 tapitrisa ariary ny alina iray ary tsy maintsy roa alina farafahakeliny no tolotra amin’ireny. Eo amin’ny 719Euros (2,8 tapitrisa ariary) amin’izao ny sidina Antananarivo-Paris izany hoe 172,5 tapitrisa ariary ny saran-dalan’ny delegasionina 30 mandroso sy miverina. Notsongolohan’ny minisitry kolontsaina ankehitriny Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy ny fanjakana Rajaonarimampianina tamin’ny fitondrany ka ny nilazany fa 350 dolara isan’olona isan’andro ny “indemnité” amin’ireny. Amin’izao dia manodidina an’io 350 dolara io raha aty Afrika ny dia, ary 450 dolara (1 575 000Ar eo) raha any Eoropa, ka 47 250 000Ar izany ho an’ny olona 30. Volam-panjakana tokony hahavitana zavatra hafa no lany tsy arakaraka ny fivoizana ny politikan’ny fitsitsiana.

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana