Dans la m阭e rubrique

BAREA nihintsana tamin鈥檔y JIOI Nametra-pialana i Maitre R么r么

23/07/2019

Niaiky Rakotondrabe Romuald na R么r么, mpanazatra ny Barea JIOI, fa anisan鈥檔y tompon鈥檃ndraikitra ny tenany matoa tsy tafita amin鈥檔y manasa-dalana ny ekipam-pirenena Malagasy mandray anjara amin鈥檔y lalaon鈥檔y nosy atsy Maorisy.

BAREA nihintsana tamin鈥檔y JIOI Nametra-pialana i Maitre R么r么

Hamaky ny tohiny...

Malagasy miatrika ny Lalaon鈥檔y nosy Nangoron鈥檈ntana ny Barea, namiratra ny mpibata fonjamby

23/07/2019

Tsy ampy niakaran鈥檔y Barea Malagasy amin鈥檔y dingany manasa-dalana ny vokatra 1-1 azony tamin鈥檔y Club M Maorisiana tao amin鈥檔y kianja New George V ao Curepipe omaly alatsinainy 22 jolay 2019.

Malagasy miatrika ny Lalaon鈥檔y nosy Nangoron鈥檈ntana ny Barea, namiratra ny mpibata fonjamby

Hamaky ny tohiny...

Anicet, Metanire, Bapasy Anisan鈥檔y mpilalao ankafizin鈥檔y Afrikanina

23/07/2019

Rehefa mifarana toy izao ny fiadiana izay ho tompondakan鈥檌 Afrika amin鈥檔y baolina kitra na CAN dia manomboka mipoitra avokoa ireo karazana tombana momba izany na avy amin鈥檌reo mpikarakara io na avy amin鈥檔y mpankafy.

Anicet, Metanire, Bapasy Anisan鈥檔y mpilalao ankafizin鈥檔y Afrikanina

Hamaky ny tohiny...

Kitra 鈥 ekipam-pirenena 2021 Mety ho mpanafika kokoa

23/07/2019

Ny teknika fiarovan-tena na hoe 鈥渟yst猫me de jeu d茅fensif鈥 tamin鈥檔y ankapobeny no nampiharin鈥檔y mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin鈥檔y baolina kitra, Nicolas Dupuis,

Kitra 鈥 ekipam-pirenena 2021 Mety ho mpanafika kokoa

Hamaky ny tohiny...

Barean鈥檌 Madagasikara Amboara sisa tsy azo

23/07/2019

Tao anatin鈥檌reo fihaonana miisa 5 natrehin鈥檔y ekipam-pirenena malagasin鈥檔y baolina kitra nandritry ny tompondakan鈥檌 Afrika nifarana ny zoma teo iny dia in-4 azon鈥檔y Malagasy hatrany ny amboaran鈥檔y mpilalao mendrika.

Barean鈥檌 Madagasikara Amboara sisa tsy azo

Hamaky ny tohiny...

Kitra lalaon'ny nosy Hifampitady amin鈥檌 Maorisy ny Barea

22/07/2019

Tamin鈥檔y sabotsy 20 jolay teo no niditra an-tsehatra voalohany tany Maorisy ny Barea Malagasy miatrika ny lalaon鈥檔y nosy 2019.

Kitra lalaon'ny nosy Hifampitady amin鈥檌 Maorisy ny Barea

Hamaky ny tohiny...

Lalaon鈥檔y Nosy Atsy Maorisy Medaly volamena 9 no efa azontsika

22/07/2019

Mitana ny laharana faha-3 vonjimaika i Madagasikara amin鈥檌zao fotoana izao eo amin鈥檔y Lalaon鈥檔y Nosy tanterahina atsy amin鈥檔y Nosy Maorisy.

Lalaon鈥檔y Nosy Atsy Maorisy Medaly volamena 9 no efa azontsika

Hamaky ny tohiny...


Sport

Thb Champions League Malagasy 2019 Mitetika hanao pao-droa ny Fosa Juniors Boeny

04/06/2019

Noho ny efa naha voafandrika ny kianjan鈥檌 Mahamasina amin鈥檔y andro sabotsy 8 sy alahady 9 jona izao tokony hanatanterahana ny andro faha-7 farany eo

 

amin’ny Thb Champions League Malagasy 2019 hifandonan’ny As Adema Analamanga sy ny Fosa Juniors Boeny dia  haroso  amin’ny zoma 7 jona izao amin’ny 2:30 io lalao io izay hiankinan-java-dehibe tokoa satria mitetika ny hanao pao-droa ny ekipan’ny Fosa Juniors Boeny izay efa mitarika an’isa 14 vonjimaika taorian’ny andro faha-6 ka lasa isa 17 izany ny azy raha maharesy eo. Raha sanatria resin’ny As Adema kosa ny Fosa Juniors dia mazava ho azy fa ity ekipan’ny Ivato Seranana ity izay hanjary hanana isa 15 no ho voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny baolina kitra sokajy D-1 2019. Ny  As Jet Mada Itasy manana isa 4 ankehitriny eo amin’ity fifaninanana ity dia handray ny Fc Ilakaka Ihorombe isa 6 etsy Mahamasina koa amin’io zoma 7 jona io fa amin’ny 12 ora atoandro. Mety ho amin’ny zoma ihany koa na amn’ny sabotsy 8 jona no hantanterahana eny Vontovorona ny lalaon’ny CNaPS  Sport Itasy isa 8 sy ny Zanak’ala Fc Matsiatra Ambony isa 12 amin’ity andro faha-7 farany ity fa amin’ny alahady 09 jona kosa no hanatanterahana ny fihaonan’ny 3Fb Toliara sy Ajesaia Bongolava any Andaboly Toliara.

 

Ntsoavina Evariste

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana