Dans la mme rubrique

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

23/08/2019

Manoloana ny tsy fandraisan’anjaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny fandaniana ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny mety hitranga aorian’izany dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaha ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM,

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

23/08/2019

Nahagaga ny nivoahan’ny depiote TIM tamin’ny fifidianana lehiben’ny mpanohitra teny Tsimbazaza satria raha tsy diso aho dia 100%,

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

23/08/2019

Ny politika amin`ny ankapobeny dia tsy misy “adilahy” fa fombany io. Misy no tsy mitovy hevitra ary lojika raha misy ny adihevitra politika.

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

Hamaky ny tohiny...

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

23/08/2019

Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara fa mitsimbadika ambony ambany.

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

23/08/2019

Efa nanao antso avo ny fikambanana Adopt ny teo momba ny fanaovana an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina, indrindra ireo mpiasam-panjakana sy ireo avara-pianarana.

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

23/08/2019

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

23/08/2019

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Raharahara “Îles Eparses” Hitsikombakomba amin’i Frantsa ny mpitondra…

03/06/2019

Adihevitra tato ho ato ny momba ireo Nosy Malagasy bodoin’ny Frantsay.

 

 

 

 Nampahatsiahy ny tantara ny Pr Raymond Ranjeva, mpitsara iraisam-pirenena izay nanamafy fa nandray andraikitra tamin'ny famolavolana ny dosie momba ireo nosy kely nanomboka tamin'ny jona 1973. Io no dingana voalohany tamin'ny fisokafan’ny fifandirana eo amin'i Frantsa sy Madagasikara momba ireo nosikely ireo. Nijoro sy niaro ny zon'ny Malagasy aho ary nitaky ireo nosy ireo teo anivon’ny Firaisambe Afrikanina, ny Fivoriamben'ny Firenena Mikambana,... izay samy nanamarina ny maha ara-drariny ny zo ny fiandrianam-pirenena Malagasy, hoy izy. Angady nananana ny fanapahan-kevitra tamin'ny 1979 izy, ary nampahatsiahy fa firenena 8 ihany no nitsipaka ny tolo-kevitra naroson’i Madagasikara. Notsiahiviny fa “Iles Malgaches de l’Ocean Indien” no tena fiantsoana ireo Nosy ireo. «Raha ny tena marina, tsy manana fitaovana hitandroana an'ireo faritra ireo i Madagasikara ... Misy ireo laharam-pahamehana hafa toy ny fahasalamana, fampianarana,… Noho izany, mila miara-miasa amin'ny Frantsay i Madagasikara ho fiarovana an'ireo faritra ireo amin'ny alalan'izay fitaovana kely eo am-pelatanany», hoy kosa ny tenin’ny minisitry ny raharaham-bahiny Atoa Naina Andriantsitohaina tao amin’ny onjam-peon’ny RFI raha atao dikan-teny malalaka. Toa mazava fa resabe ny hoe hiady ireo Nosy fa mbola tsikombakomba amin’ny Frantsay no paikadin’ny mpitondra.

 

 

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana