Dans la mme rubrique

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

23/08/2019

Manoloana ny tsy fandraisan’anjaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny fandaniana ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny mety hitranga aorian’izany dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaha ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM,

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

23/08/2019

Nahagaga ny nivoahan’ny depiote TIM tamin’ny fifidianana lehiben’ny mpanohitra teny Tsimbazaza satria raha tsy diso aho dia 100%,

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

23/08/2019

Ny politika amin`ny ankapobeny dia tsy misy “adilahy” fa fombany io. Misy no tsy mitovy hevitra ary lojika raha misy ny adihevitra politika.

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

Hamaky ny tohiny...

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

23/08/2019

Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara fa mitsimbadika ambony ambany.

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

23/08/2019

Efa nanao antso avo ny fikambanana Adopt ny teo momba ny fanaovana an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina, indrindra ireo mpiasam-panjakana sy ireo avara-pianarana.

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

23/08/2019

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

23/08/2019

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rajoelina sy ny IRD Manao adin’ny kanosa …

03/06/2019

Miandry ny voka-pifidianana ofisialy isika, saingy efa nilaza nialoha ny fotoana tany Frantsa ny filoha am-perinasa fa mandresy sy mahazo toerana 85 hatramin’ny 90 ny kandidany natolotry ny vovonana IRD.

 

 

 

Marihina fa ny antoko TGV no nirotsahan-dRajoelina tamin’ny fifidianana filoha, ary lojika kokoa raha nisy lisitra TGV tamin’ny fifidianana solombavambahoaka, mba nahafahana tena nanamarina ny tanjaka politikan-dRajoelina sy nahafahana nitsara ny maha marin-toerana ny fandreseny tamin’ny fifidianana filoha. Nahoana no tsy nisy sahy nandeha irery ny TGV sy ireo antoko politika ara-dalàna niaraka ao anatin’ny IRD kanefa ny antoko politika dia miomana haka fahefana amin’ny fomba demokratika no antom-pisiany ? Midika io fa toa antoko malemy sy kanosa tsy afa-mandeha irery ihany ireo mitambatra mialokaloka ao anaty fitondrana. Tena afaka ny hiaro ny fahefam-panjakana sa hazo boboka hiketrika tombontsoa fotsiny ? Tena tanjaka sa fanararaotana ny fahefam-panjakana ny an’ny vovonana manohana kandida depioten’ny filoha ? Ny anarana vovonana aza, dia saika miova hatrany niainga tamin’ny TGV, MAPAR, IRMAR, IRD …

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana