Dans la mme rubrique

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna

12/06/2019

Vinavinaina ho amin’ny volana oktobra ho avy izao ny fifidianana ben’ny tanàna eto Madagasikara.

Fifidianana ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

11/06/2019

Mikorotan-tsaina tanteraka ny ray aman-dreny monina eny amin’ny manodidina an’Ambohibao sy Talatamaty ankehitriny.

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

Hamaky ny tohiny...

NAMPIHINANA AKOHO VELONA

07/06/2019

Nasaina nohanina velona ilay akoho. Izay no fitsaram-bahoaka nahazo ny tovolahy iray tetsy Andraisoro omaly.

NAMPIHINANA AKOHO VELONA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

FATY TEO AN-TOKOTANIM-PIANGONANA

31/05/2019

Razana ana raim-pianakaviana efa simba sy lanin’ny biby ny masony an-kavia sy ny tongony roa no hita teo an-tokotanin’ny fiangonana iray tao Miaramandroso, Tsinjoarivo, distrika Fenoarivobe.

 

Tamin’ny 10 ora atoandron’ny alahady 26 mey teo no nisy nampandre ny zandary tao Tsinjoarivo ka nandeha nizaha ny razana niaraka tamin’ny dokotera lehiben’ny CSB2 tany an-toerana. Lasa namangy ny havany ny vadiny aman-janany. Voalaza fa efa nisy namono vao nisy nanary teo an-tokotanim-piangonana.

 

SAVIKA NAHAFATY OLONA

Araka ny fampitam-baovaon’ny zandarin’ny faritra Itasy, efa tratra avokoa ireo enin-dahy nahafaty tovolahy iray avy namonjy “savika”. Taorian’io lanonana nentindrazana io izay notanterahina ny 25 mey teo, tovolahy iray hihazo ny trano fonenany no nisy nidaroka teo Marohery, Maropapelika, Manazary, ny 25 mey tamin’ny 9 ora alina. Naratra mafy izy io ary nentina namonjy mpitsabo teo an-toerana saingy tsy tana ny ainy noho ny ratra nahazo azy.

 

FISOROHAN’NY CUA HAIN-TRANO

Manentana ny mponin’Antananarivo Renivohitra ny tompon’andraikitry ny kaominina amin’ny tsy fitehirizana ireo entana mora andairan’afo mba hisorohana ny mety ho hain-trano.

FIPOAHANA SY FETIM-PIRENENA

Handray ny andraikiny amin’ireo mpanapoaka afomanga tsy nahazoana alalana sy tsipoapoaka etsy sy eroa ny mpitandro filaminana, amin’izao an-katoky ny fetim-pirenena izao. Tanjona ny hanavahana ny poa-basy sy ny kilalao.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana