Dans la mme rubrique

Vaky fasana teto Antananarivo Mpangalatra taolam-paty 8 voasambotra

13/06/2019

Nandritra ny fanadihadian’ny zandary tamin’ireo mpamaky fasana tany Ambohibary Manjakandriana no nahalalana fa izy ireo no namaky ny fasana maro manodidina an'Antananarivo sy Manjakandrina, Andriampamaky, Talatavolonondry,

Vaky fasana teto Antananarivo Mpangalatra taolam-paty 8 voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Raharaha kidnapping Miarinarivo Nisandoka ho zanaka tany amin’ny sisiny ilay mpaka an-keriny

13/06/2019

Nisoloky ho zanak’ilay raim-pianakaviana ivelan’ny tokantrano ilay mpaka takalon’aina zaza kely tao Soavinandriana.

Raharaha kidnapping Miarinarivo Nisandoka ho zanaka tany amin’ny sisiny ilay mpaka an-keriny

Hamaky ny tohiny...

Halatra misesy tao Taolagnaro Mpanao varo-maizina lavanila 13 no tra-tehaky ny zandary

13/06/2019

Ny zoma 7 jona 2019, tamin'ny 10ora sy sasany alina dia nisy lavanila milanja 32 kg tsy ara-dalàna tratran'ireo zandary tany amin'ny faritra Anosy, distrika Faradofay tao Ebakika, fokontany Esohihy kaominina Taolagnaro.

Halatra misesy tao Taolagnaro Mpanao varo-maizina lavanila 13 no tra-tehaky ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Zaza very hita faty Ny fanaovana “Autopsie” no hanampy amin’ny fanadihadiana

12/06/2019

Ny alatsinainy maraina sahabo tamin’ny 9 ora no hita faty ilay zaza very tamin’ny talata heriny.

Zaza very hita faty Ny fanaovana “Autopsie” no hanampy amin’ny fanadihadiana

Hamaky ny tohiny...

Tatitry ny loza pentekosta Olona 3 maty, 2 zazarano ary 205 nandalo vonjy aina

12/06/2019

Telo no maty nandritra ny fetin’ny pentekosta raha ny tatitry ny talen’ny kabinetran’ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka, ny CPP Albert Estel Ainanirina, omaly antoandro.

Tatitry ny loza pentekosta Olona 3 maty, 2 zazarano ary 205 nandalo vonjy aina

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Tra-tehaka ireo jiolahy mpandroba tranombarotra

12/06/2019

Ny harivan’ny alarobia 5 jona teo, voasambotra ny olona dimy lahy anisan’ny mpanao asa ratsy.

Toamasina Tra-tehaka ireo jiolahy mpandroba tranombarotra

Hamaky ny tohiny...

Telolahy hita faty tao Ampitatafika Miaramila 27 nadoboka eny Tsiafahy

11/06/2019

Naiditra am-ponja avokoa ireo miaramila 27 fa tsy araka ny feo nandeha raha ny fanamafisana avy amin’ny mpitandro filaminana. “27 fa tsy folo izany no naiditra eny Tsiafahy.

Telolahy hita faty tao Ampitatafika Miaramila 27 nadoboka eny Tsiafahy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Vaky trano sy fanafihana Noraisim-potsiny teny amin’ny hopitaly ilay jiolahy

31/05/2019

Nandray bajaj avy hatrany namonjy hopitaly ireo jiolahy naratra nandritra ny fifandonany tamin’ny raim-pianakaviana notafihiny.

 

 

Tany amin’io toeram-pitsaboana io no voajokon’ny polisy avy ao amin’ny “Commissariat central Mahajanga”, ilay malaso ny andron’ny fifidianana teo. Jiolahy roa nitondra basy vita gasy sy «poignard» no niditra an-keriny ka raikitra ny fifandomana tao amin’ny tokantrano iray ao Mahavoky Avaratra, Mahajanga. Samy naratra ilay raim-pianakaviana voatafika sy ireo jiolahy nandritra ny fanafihana. Nandray bajaj ireo jiolahy. Nampandre ny polisin’ny kaomisaria avy hatrany ny lasibatra. Narahin’ny polisy avy hatrany ka teo am-pitsaboana ny ratra no noraisim- potsiny ny iray tamin’ireo jiolahy fa tafaporitsaka kosa ily iray. Mbola tratra tany aminy tao amin’ny hopitaly koa ireo basy vita gasy sy zava-maranitra ka talanjona ireo mpitsabo. Jiolahy roalahy sy vehivavy roa mpiray tsikombakomba izay mpampiantrano ireo olon-dratsy koa no tratra taorian’ny fikarohana. Nahitana entana halatra an’olona voatafika tao Ambondrona ny alarobia talohan’io tao amin’izy ireo. Ireo jiolahy ireo koa no tompon’antoka tamin’ny fanendahana mpivady ny talata 21 mey tamin’ny 10 ora alina.

 

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana