Dans la męme rubrique

RMDM

14/08/2019

Tafatsangana ankehitriny ny RMDM na Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

RMDM

Hamaky ny tohiny...

Lova Ramisamanana

05/08/2019

Naneho ny hatezerany manoloana ny fiverenan’ny tandrevaka nisy hatrizay eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra ny filohan’ny fikambanana Alefa Barea, Lova Ramisamanana.

Lova Ramisamanana

Hamaky ny tohiny...

SAMBO TOJO OLANA

31/07/2019

Maty motera ary notsofin’ny rivotra mahery ny sambo iray antsoina hoe Joby. Nitatitra simenitra aman-jatony taonina izy io ary hikasa ny hihazo an’i Vohémar raha niala teo amin’ny nosy « Prunes ».

SAMBO TOJO OLANA

Hamaky ny tohiny...

NANDRIAKA NY RA

29/07/2019

Nandriaka ny ra tamin’iny faran’ny herinandro iny. Raha ny teo anivon’ny zandarimaria manokana dia efa tafiakatra maherin’ny efapolo ny isan’ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga.

NANDRIAKA NY RA

Hamaky ny tohiny...

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

23/07/2019

Mitombo hatrany ny fitohanan’ny fifamoivoizana vokatry ny tetikasa fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra.

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

Hamaky ny tohiny...

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

22/07/2019

Mbolalavitr'ezakatanterakanyfamantarana ny toetry ny andromalagasy. Novoizinamafynyhoe hilatsakahatranyamin'ny 0°C ny mari-pànamanombokaamin'ny 21 jolay.

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

Hamaky ny tohiny...

RONGONY TRATRA TENY IVATO

15/07/2019

Nisy rongony mahery vaika « Heroine » milanja 6 kilao tratran’ny mpiasan’ny fadin-tseranana teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly.Nodorana avy hatrany mo aizy io taorian’ny fitsirihana izay tsy maintsy natao.

RONGONY TRATRA TENY IVATO

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Ady tany

29/05/2019

Velaran-tany onenan’olona 30 tafo amin’izao fotoana izao no mampitaraina ireo mponina ao Antandrokomby Mahitsy fa mitady hisy haka.

 Araka ny fampitam-baovao dia misy orinasa sinoa mikasa hametraka tetikasa sy hanala ireo mponina amin’ny fonenany ka dia manao antso avo ny fitondrana ireo mponina mba hijery akaiky ny zava-misy.

Kandida nitsoaka

Mbola tohin’ny savorovoro mikasika ny fifidianana ho depiote ao amin’ny boriborintany faharoa hatrany dia fantatra ankehitriny fa karohina ihany koa ny kandida iray hafa izay niara-nanao fanadihadiana mikasika ireo hoso-pifidianana teny an-toerana niaraka tamin’ny kandidan’ny Za gasy ny alatsinainy teo. Kandida iray mahatsiaro voatohintohina amin’ny zava-misy moa no heno fa nametraka ny fitoriana.

Romain Metanire

Fanin’efany izao no voafidy ho mpilalao mendrika tamin’ireo lalao natrehany tao Etazonia na ny MLS ilay kintan’ny baolina kitra Malagasy, Romain Metanire. Vodilaharana moa no toerany ary anisan’ireo heverina ihany koa fa andrin’ny ekipam-pirenena na ny Barean’i Madagasikara izy any amin’ny CAN.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana