Dans la męme rubrique

RMDM

14/08/2019

Tafatsangana ankehitriny ny RMDM na Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

RMDM

Hamaky ny tohiny...

Lova Ramisamanana

05/08/2019

Naneho ny hatezerany manoloana ny fiverenan’ny tandrevaka nisy hatrizay eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra ny filohan’ny fikambanana Alefa Barea, Lova Ramisamanana.

Lova Ramisamanana

Hamaky ny tohiny...

SAMBO TOJO OLANA

31/07/2019

Maty motera ary notsofin’ny rivotra mahery ny sambo iray antsoina hoe Joby. Nitatitra simenitra aman-jatony taonina izy io ary hikasa ny hihazo an’i Vohémar raha niala teo amin’ny nosy « Prunes ».

SAMBO TOJO OLANA

Hamaky ny tohiny...

NANDRIAKA NY RA

29/07/2019

Nandriaka ny ra tamin’iny faran’ny herinandro iny. Raha ny teo anivon’ny zandarimaria manokana dia efa tafiakatra maherin’ny efapolo ny isan’ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga.

NANDRIAKA NY RA

Hamaky ny tohiny...

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

23/07/2019

Mitombo hatrany ny fitohanan’ny fifamoivoizana vokatry ny tetikasa fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra.

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

Hamaky ny tohiny...

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

22/07/2019

Mbolalavitr'ezakatanterakanyfamantarana ny toetry ny andromalagasy. Novoizinamafynyhoe hilatsakahatranyamin'ny 0°C ny mari-pànamanombokaamin'ny 21 jolay.

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

Hamaky ny tohiny...

RONGONY TRATRA TENY IVATO

15/07/2019

Nisy rongony mahery vaika « Heroine » milanja 6 kilao tratran’ny mpiasan’ny fadin-tseranana teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly.Nodorana avy hatrany mo aizy io taorian’ny fitsirihana izay tsy maintsy natao.

RONGONY TRATRA TENY IVATO

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

FIFIDIANANA BORIBORINTANY I

28/05/2019

Tsy afaka nanao ny fanisam-bato ny tao Lisea Rabearivelo, Ambondrona, Amboasarikery, Mandrisoa Faravohitra ao anatin’ny Boriborintany I.

 

 

Tsy nisy olona nanatrika ny fanisam-bato tao anatin’ny Lisea Rabearivelo. 683 no tokony hifidy kanefa 100 mahery no tonga nifidy.

FIFIDIANANA BORIBORINTANY II

Kara-pifidianana an-jatony no nentin’ireo olona 5 saika handeha hifidy teny Ambohimitsimbina, saingy tratra. Ao amin’ny fokontany Ampamantanana izy ireo no tokony hifidy. Efa nisy marika kely ireo kara-pifidianana, izay voalaza fa efa fantatry ny lehiben’ny Birao fandatsaham-bato. Tsy mifanaraka amin’ny karapanondro naseho ihany koa ireo.

FATY TENY ITAOSY

 

 Lehilahy iray 55 taona nonhita faty teo Beravina Andranonahoatra Itaosy, Distrika Atsimondrano ny zoma hariva tamin'ny 5ora sy sasany hariva. Ny sefo fokontany no nampandre ny manampahefana. Tonga nanao ny fizahana ny Zandary sy ny mpitsabo avy ao Itaosy ka hita fa fahafatesana tsotra.

 

VAKY TRANO

 

Roalahy no tra-tehaky ny polisin'Analamahitsy nitaona  bidon  miisa 38  avy nalaina tao amin'ny tokatrano iray eo Manjakaray, tamin'ny alalan'ny fianihana tamboho. Ny Zoma maraina tamin'ny 3ora no nitaoman'izy ireo izany ka tojo ny mpitandro filaminana mpanao fisafoana.

 

MPIASA TSY NANDRAY KARAMA

 

Nandritra ny 5 volana ireo mpiasa 20 eo anivon’ny Faritra Bongolava no tsy nandray karama raha ny fampitam-baovao. Mpiasa tsy raikitra (ECD) miisa 20 no isan’ny tsy nahazo ny tambim-karamany nanomboka ny volana janoary hatramin’izao, raha ny fanairana sy fitarainana nataon’izy ireo. 

OK OK

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana