Dans la mme rubrique

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

23/07/2019

Tsy maninona fa raketo indray ary aloha ry Jean a ! Alefa indray ary e ! Hitako ohatry ny mba efa miakatrakatra indray mantsy.

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

Hamaky ny tohiny...

Mahereza e !

19/07/2019

Tsy mihomehy loza aho ry Jean fa mba raharaha koa iny nahazo anao iny a ! Hay ve ka efa nitsidika an’ilay birao ianao ka mba efa nanantena hahazo ilay seza kinanjo….

Mahereza e !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

18/07/2019

Da fetibe da fetibe ! Tadidinareo ve iny vazo iny ry Jean ? Faly mihitsy aho rangahy miarahaba anareo fa ankevitry ny ho

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

Hamaky ny tohiny...

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

17/07/2019

Tena hafa, tsy fahita tato anatin’ny 59 taona marina ry jean iny nataonareo teny an-dapa iny a.

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

Hamaky ny tohiny...

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

15/07/2019

Tena miaiky aho ry jean kely fa tena fadin-drazanareo mihitsy izany ilay fanetren-tena a.

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

Hamaky ny tohiny...

Tohanantsika hatrany

11/07/2019

Baolina kitra, mampientam-po Baolina kitra, mampiray ihany koa Barea Malagasy, tohanantsika hatramin'ny farany Tsy maintsy mandresy no anarany.

Tohanantsika hatrany

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aza tia kely !

10/07/2019

Izay ihany ilay mahavoa anareo ry Jean a ! Efa hita izao fa ny fanampian-dry Jean Malalatanana an’ilay kilonganareo no nampivoatra azy hiala amin’io mikandra sahady io dia lazainareo fa ataony fitaovana indray ny zanakareo.

Taratasin’i Jean Aza tia kely !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

 

 

Inona indray izao no dikan’ity mamongatra ny raharaha Cloclo ity ? Efa kobonay anie fa tsy ho zakanareo mihitsy ilay hanao maodely amin’ny mpiray tanàna e ! Efa ela no nitenenana anareo hoe aza mbola milingilingy aloha. Saingy ianareo moa mafy loha ka dia zakao eo ny anareo sy ny vokany ! Izahay anie matoa nandefitra dia efa kopy fa ho mafy ny fiantraikan’io e ! izao ianareo tratry ny ady miha mahamay isan’andro. Tsy te hiteny aho hoe zakao ny anareo satria samy nanaiky ny hiakaranareo teo moa. Ny hafatra fotsiny dia mbola eto izahay vonona hanolo-tsaina raha miova hevitra e !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana