Dans la mme rubrique

Solombavambahoakan’Ampanihy Andrefana Tsy laharam-pahamehana ny fangatahana fiara 4x4

23/07/2019

Taorian’ny fifidianana ireo birao maharitra teny amin’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza,

Solombavambahoakan’Ampanihy Andrefana Tsy laharam-pahamehana ny fangatahana fiara 4x4

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Hetsika maro no hanamarihana ny faha-60 taona

23/07/2019

Omaly alatsinainy 22 hatramin’ny sabotsy 27 jolay ho avy izao no hankalazana amin’ny fomba ofisialy ny faha-60 taonan’ny Antenimierandoholona.

Antenimierandoholona Hetsika maro no hanamarihana ny faha-60 taona

Hamaky ny tohiny...

Famafazam-bola amin’ny fifidianana Afa-bela hatrany ny mpividy fahefana

23/07/2019

Manjaka eto Madagasikara ny aferafera maloto sy ny zavatra tsy mangarahara izay ny mpitondra no lohalaharana amin’izany.

Famafazam-bola amin’ny fifidianana Afa-bela hatrany ny mpividy fahefana

Hamaky ny tohiny...

Jean-Jacques Rabenirina "Mila fanatsarana ny kalitaon'ny asa fanaovana lalàna"

23/07/2019

"Maniry ny fanamafisana fiaraha-miasa eo amin'ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimierandoholona indrindra eo amin' ny kalitaon'ny asa",

Jean-Jacques Rabenirina "Mila fanatsarana ny kalitaon'ny asa fanaovana lalàna"

Hamaky ny tohiny...

Serge Zafimahova–Dinike “Ataovy aloha ny fifidianana lalàmpanorenana”

23/07/2019

Tsy tokony hotanterahina aloha ny fifidianana kaominaly sy ny Ben’ny tanàna, hoy i Serge Zafimahova avy amin’ny vovonana Dinike, fa ny fifidianana lalàmpanorenana aloha no tokony hatao voalohany,

Serge Zafimahova–Dinike “Ataovy aloha ny fifidianana lalàmpanorenana”

Hamaky ny tohiny...

Adin’ny samy manampahefana Atao hazalambo i Rivo Rakotovao

23/07/2019

Nambaran’ny fahampahalalam-baovao mpanohana ny fitondrana omaly, fa manao fanjakana kely ao anaty fanjakana be ny antenimierandoholona ary mifanohitra amin’ny sata Repoblikanina ny fanamarihana ny faha-60 taonan’ity andrim-panjakana ity,

Adin’ny samy manampahefana Atao hazalambo i Rivo Rakotovao

Hamaky ny tohiny...

Lalàna mifehy ny fanoherana Misy zavatra mbola hokitihina indray

23/07/2019

Hisy fivoriana manokana avy hatrany eny amin`ny Antenimieram-pirenena ka ny lahadinika dia ny hanitsiana ny lalàna n°2011-013 natao tamin’ny 9 septambra 2011 izay mifehy ny satan’ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra.

Lalàna mifehy ny fanoherana Misy zavatra mbola hokitihina indray

Hamaky ny tohiny...


Politique

Tetikady politika Hahena 18 ny isan’ireo loholona

24/05/2019

Noraisina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra ny 22 mey teo tany Antsiranana ny didy hitsivolana manova andininy sasany ao amin’ny lalàna laharana 2015-007 tamin’ny 3 martsa 2015

 

 

 

 mikasika ny fiasan’ny Antenimierandoholona sy ny fomba fifidianana sy ny fanendrena ireo loholon’i Madagasikara. Tolo-kevitra avy amin’ny minisiteran’ny atitany io. Nambara fa didim-panjakana noraisina tao anatin’ny filankevitry ny minisitra no namerena ny isan’ny loholona. Raha 63 ankehitriny, dia novain’ny fanjakana Rajoelina ho 18 sisa. Mipetraka hatrany kosa fa ny 2/3 dia fidiana ary ny 1/3 kosa hotendren’ny filoha, izany hoe 12 hofidiana ary 6 hotendrena. Roa isaky ny faritany ireo fidiana.  Fampiharana ny politikam-pitsitsiana no ambara fa antony, ka ny elanelam-bola dia halefa any amin’ny politika ankapoben’ny fanjakana (PGE). Mifanaraka tsara amin’ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana lah.05-HCC/D3 ny 13 febroary 2019 mikasika ny lalàna laharana 2019-001 manome fahefana hanao lalàna ny filoha, taorian’ny faharavan’ny antenimieram-pirenena io, hoy ny fanjakana. Andrasana raha ho sahy hamoaka didy fampiharana an’io avy hatrany ny mpitondra fa raha ny fe-potoana iasan’ireo loholona, dia amin’ny 2021 vao ho tapitra ary tsy azo soloina ireo notendren-dRajaonarimampianina. Efa nambaran-dRajoelina fa horavany io, saingy tsy tanterany ka io indray ny hevitra miseho. Andrasana ny ambaran’ny HCC sy ny valin-kafatry ny etsy Anosikely izay ny HVM no maro an’isa.

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana