Dans la mme rubrique

Solombavambahoakan’Ampanihy Andrefana Tsy laharam-pahamehana ny fangatahana fiara 4x4

23/07/2019

Taorian’ny fifidianana ireo birao maharitra teny amin’ny Antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza,

Solombavambahoakan’Ampanihy Andrefana Tsy laharam-pahamehana ny fangatahana fiara 4x4

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Hetsika maro no hanamarihana ny faha-60 taona

23/07/2019

Omaly alatsinainy 22 hatramin’ny sabotsy 27 jolay ho avy izao no hankalazana amin’ny fomba ofisialy ny faha-60 taonan’ny Antenimierandoholona.

Antenimierandoholona Hetsika maro no hanamarihana ny faha-60 taona

Hamaky ny tohiny...

Famafazam-bola amin’ny fifidianana Afa-bela hatrany ny mpividy fahefana

23/07/2019

Manjaka eto Madagasikara ny aferafera maloto sy ny zavatra tsy mangarahara izay ny mpitondra no lohalaharana amin’izany.

Famafazam-bola amin’ny fifidianana Afa-bela hatrany ny mpividy fahefana

Hamaky ny tohiny...

Jean-Jacques Rabenirina "Mila fanatsarana ny kalitaon'ny asa fanaovana lalàna"

23/07/2019

"Maniry ny fanamafisana fiaraha-miasa eo amin'ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimierandoholona indrindra eo amin' ny kalitaon'ny asa",

Jean-Jacques Rabenirina "Mila fanatsarana ny kalitaon'ny asa fanaovana lalàna"

Hamaky ny tohiny...

Serge Zafimahova–Dinike “Ataovy aloha ny fifidianana lalàmpanorenana”

23/07/2019

Tsy tokony hotanterahina aloha ny fifidianana kaominaly sy ny Ben’ny tanàna, hoy i Serge Zafimahova avy amin’ny vovonana Dinike, fa ny fifidianana lalàmpanorenana aloha no tokony hatao voalohany,

Serge Zafimahova–Dinike “Ataovy aloha ny fifidianana lalàmpanorenana”

Hamaky ny tohiny...

Adin’ny samy manampahefana Atao hazalambo i Rivo Rakotovao

23/07/2019

Nambaran’ny fahampahalalam-baovao mpanohana ny fitondrana omaly, fa manao fanjakana kely ao anaty fanjakana be ny antenimierandoholona ary mifanohitra amin’ny sata Repoblikanina ny fanamarihana ny faha-60 taonan’ity andrim-panjakana ity,

Adin’ny samy manampahefana Atao hazalambo i Rivo Rakotovao

Hamaky ny tohiny...

Lalàna mifehy ny fanoherana Misy zavatra mbola hokitihina indray

23/07/2019

Hisy fivoriana manokana avy hatrany eny amin`ny Antenimieram-pirenena ka ny lahadinika dia ny hanitsiana ny lalàna n°2011-013 natao tamin’ny 9 septambra 2011 izay mifehy ny satan’ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra.

Lalàna mifehy ny fanoherana Misy zavatra mbola hokitihina indray

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fitantanan’ny Filoha Mihamafy ny firobarobana

24/05/2019

Natao resabe ny politikan’ny fitsitsiana, nahena ny isan’ny minisitera, roahina ny mpiasa tsy raikitra, roahina ireo mpiasa sasany niditra tamin’ny andron’ny fanjakana teo aloha,…

 

 

 satria mampihatra fitsitsiana, hono, ny fanjakana Rajoelina. Sesilany anefa ny dia tany ampitan-dranomasina in’efatra tao anatin’ny roa volana sy tapany nanaovana fiarovan-tena be fa misy tombontsoan’ny firenena. Eto an-toerana, dia totoafo ny fandaniam-bola fahatany. Nohenjehina i Hery Rajaonarimampianina, raha nanao filankevitry ny minisitra nitety faritra, saingy io fa nanao Rajoelina tany Antsiranana. Henjana ny fandaniana amin’ny fitondrana minisitra 20 mahery any Antsiranana izany, mbola misy ny « staff techniques ». Ilay angidimby nambara fa homena ny tafika lasa fanaovan’ny filoha fitetezam-paritra hatreto. Re fa mbola hofaina isaky ny mahavita sidina 50ora amin’ny Afrikanina Tatsimo. 40 tapitrisa ariary isan’ora eo ny hofan’ireny. Ho any Frantsa ny filoha ny 28 mey-03 jona. 350 dolara (1 225 000Ar eo ho eo) isan’andro ny “indemnité” ho an’ny olona iray, hoy Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy fony Rajaonarimampianina nambara fa nirobaroba. Ny firenena mampiantrano no mandoa ny fivahinianana hatramin’ny fiaramanidina satria vahiny manan-kaja Rajoelina, hoy kosa ny filazany taty aoriana.

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana