Dans la męme rubrique

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

21/11/2019

Raikitra ny rombo tetsy Ambohimiandra teo amin’ny mpamily taksibe sy ny mpandeha.

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

Hamaky ny tohiny...

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

20/11/2019

Anio no hanomboka ny fitsarĂ na ilay raharaha famonoana ho faty tamin'ny fomba feno habibiana ireo telo mianaka tao Imerintsiatosika.

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

Hamaky ny tohiny...

AMNESTY INTERNATIONAL

08/11/2019

Notehafan’ny fikambanana iraisam-pirenena Amnesty International ny fidinan-dRajoelina nijery ny fonja.

AMNESTY INTERNATIONAL

Hamaky ny tohiny...

OLON-DRATSY TAFIDITRA AMINA FIVORIANA

07/11/2019

Mbola tafiditry ny olon-dratsy hatrany ny fihaonana lehibe iraisam-pirenena toy izay nitranga nandritry ny fihaonan’ny sehatra tsy miankina afrikanina tetsy amin’ny CCI Ivato omaly.

OLON-DRATSY TAFIDITRA AMINA FIVORIANA

Hamaky ny tohiny...

TSY MANAIKY PYLONE

06/11/2019

Mbola nanamafy ny fitokonana indray ireo mponina teny Ambohidraserika Mahazoarivo izay tsy manaiky ny hametrahana « pylône » an’ny Telma eo amin'ny tanàna.

TSY MANAIKY PYLONE

Hamaky ny tohiny...

JEAN LOUIS ROBINSON

31/10/2019

Voatendry ho masoivohon’i Madagasikara monina sy miasa any amin’ny repoblika entim-bahoakan’i Chine ny Dr Jean Louis Robinson.

JEAN LOUIS ROBINSON

Hamaky ny tohiny...

HAMALY BONTANA IREO MPIVAROTRA SOLIKA

30/10/2019

Hamaly tsy ho ela ny governemanta, indrindra fa ny ministeran’ny angovo ny fikambanan’ny mpivarotra solika eto Madagasikara.

HAMALY BONTANA IREO MPIVAROTRA SOLIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

MPANGALATRA TRATRAN’NY GPS

23/05/2019

Noraisim-potsiny ireo mpangalatra moto teny Soavimasoandro fa nisy famantarana itarafana lavitra na GPS ilay fiara kodiaran-droa.

 

 

 Narahina ilay moto afak’omaly maraina ka tratra teo ireo jiolahy na dia efa nisy nalain’ireto farany aza ny kojakoja.

FAMOTSIANA OMBY HALATRA

Ravan’ny mpitandro filaminana, tamin’ity herinandro ity ny tambajotran’ny mpamotsy omby halatra tao Isandra. Solontenam-panjakana mihitsy no tonga manao ny taratasy, araka ny fanambaran’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny foloalindahy.

HAROM-PAOSY

Mahazo vahana indray ny harom-paosy amin’ny faritra Antanimena sy Behoririka iny, indrindra amin’ireo toerana fandraisana taksibe. Amin’ny hariva fodian’ny mpiasa no mirongatra ity asa ratsy ity.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana