Dans la męme rubrique

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

20/06/2019

Any amin’ny paroasin’ny fiangonana katolika akaiky no misoratra anarana ireo rehetra hanatrika ny Sorona masina hotarihin’ny

BE VAOVAO LAMESAN’NY PAPA

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala

19/06/2019

Mbola hiakatra CODIS indray ny 21 jona izao ilay mpisolovava tsy navela hiasa 2 taona,

Maitre Olala

Hamaky ny tohiny...

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

18/06/2019

Fatim-behivavy tokony ho eo amin’ny 18-20 taona eo no hitan’ny fokonolona teo amin’ny

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

Hamaky ny tohiny...

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

TAKSIBE MANONDRANA

23/05/2019

Ny lalana efa tery, eo ny fanamboaran-dalana amina faritra maro eto Antananarivo.

 

 

 Mbola misy ihany ny taksibe manondrana misongona sy misisika. Lasa miteraka fitohanana satria maty avy hatrany ny lalana. Mbola tena maro ny mpamily taksibe mila fampianarana eto an-drenivohitra, misy ihany koa angamba no efa mila saziana satria tena manohintohina ny fahafahan’ny hafa mivezivezy sady tsy manaja ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana.

VARY MORA

Roa volana aty aoriana vao fantatra fa 51 072 taonina ny vary nohafaran’i Madagasikara tamin’ny volana martsa 2019 teo ka vary mora ny 16 500 taonina tamin’ireo.

SAMY MANEZAKEZAKA

Niha mafy ny fampielezan-kevitra tamin’ity herinandro ity izay faradoboka moa satria ny alatsinainy 27 mey no hotanterahana ny fifidianana solombavambahoaka. Efa mihetsika amin’ny fitetezana tanàna miaraka amin’ny Sono mobile avokoa, eny fa na dia ireo kandida tsy dia re feo firy aza tany am-piandohana.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA ENY ATSIMONDRANO

Azo antoka fa ho goavana ny fitohanan’ny fifamoivoizana amin’ny tapany atsimon’Antananarivo mihazo an’i Tanjombato manomboka anio satria hisy ny Foara iraisam-pirenena (FIM) tanterahana eny amin’ny “Forello Expo” Tanjombato mandritra ny 4 andro. Anio amin’ny 10 ora maraina ny lanonam-panokafana.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana