Dans la mme rubrique

VAROTRA SY FANJIFANA

24/02/2020

Nandainga avokoa ny fandajàna marobe izay nanaovana fitsirihana tampoka tao amin’ny tsena Bazary-Kely ao Toamasina.

VAROTRA SY FANJIFANA

Hamaky ny tohiny...

VAROTRA SY FANJIFANA

24/02/2020

Nandainga avokoa ny fandajàna marobe izay nanaovana fitsirihana tampoka tao amin’ny tsena Bazary-Kely ao Toamasina.

VAROTRA SY FANJIFANA

Hamaky ny tohiny...

MPANGALA-JAZA TENY AMBILANIBE

20/02/2020

Nahazo fahafahana vonjimaika ilay lehilahy izay voarohirohy ho mpangala-jaza izay nosamborina tetsy Ambilanibe.

MPANGALA-JAZA TENY AMBILANIBE

Hamaky ny tohiny...

RAZANA NITERAKA OLANA

18/02/2020

Lehilahy iray no nisy nandevina tao amin’ny tranony tetsy Alasora.

RAZANA NITERAKA OLANA

Hamaky ny tohiny...

FILANKEVITRY NY MINISITRA

30/01/2020

Nanome toromarika ny governemanta nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly ny filoham-pirenena.

FILANKEVITRY NY MINISITRA

Hamaky ny tohiny...

GOVERNEMANTAN’NY FISOKAFANA

29/01/2020

Mahakasika ny fanovàna governemanta izay tsy ho ela intsony dia fantatra fa minisitra telo no avy amin’ny filoha telo aloha Ravalomanana ary ny roa kosa dia avy amin-dRajaonarimampianina

GOVERNEMANTAN’NY FISOKAFANA

Hamaky ny tohiny...

TANIM-PANJAKANA

16/01/2020

Nambaran’ny tatitry ny filankevitry ny minisitra omaly fa antontan-taratasy miisa 19 vokatry ny hosoka no navoakan’ny teoanivon’ny

TANIM-PANJAKANA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

FIFIDIANANA DEPIOTE

22/05/2019

Miha mafana amin’izao fotoana ny propagandin’ny fifidianana ho depiote. Maro ireo kandida manakiana ny fitondrana ankehitriny manoloana ny fitanilana miseholany ataon’ny filoham-pirenena.

 

SOTASOTA

Maro koa ankehitriny ireo kandida mitaraina voasotasota amin’izao propagandin’ny fifidianana depiote izao. Teo ny hoe nisy mpiaradia taminay voakenda tany Sambava, nisy nidaroka ny mpametaka afisinay ary ao koa ny hoe misy kandida manakarama olona 15.000 ariary handrovitra ny afisinay.

FANANGANANA ORINASA

Tsara ny fandaharanasan’ny fanjakana manentana ny olona hanangana orinasa, saingy tokony hisy fepetra apetraka mba hahazoana antoka ny fivoaran’ireo orinasa ireo sy ny faharetan’izany, raha araka ny hevitr’i Rivo Rakotondrasanjy filohan’ny fikambanana “Alliance pour l'industrialisation durable de Madagascar”

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana