Dans la mme rubrique

RMDM

14/08/2019

Tafatsangana ankehitriny ny RMDM na Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

RMDM

Hamaky ny tohiny...

Lova Ramisamanana

05/08/2019

Naneho ny hatezerany manoloana ny fiverenan’ny tandrevaka nisy hatrizay eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra ny filohan’ny fikambanana Alefa Barea, Lova Ramisamanana.

Lova Ramisamanana

Hamaky ny tohiny...

SAMBO TOJO OLANA

31/07/2019

Maty motera ary notsofin’ny rivotra mahery ny sambo iray antsoina hoe Joby. Nitatitra simenitra aman-jatony taonina izy io ary hikasa ny hihazo an’i Vohémar raha niala teo amin’ny nosy « Prunes ».

SAMBO TOJO OLANA

Hamaky ny tohiny...

NANDRIAKA NY RA

29/07/2019

Nandriaka ny ra tamin’iny faran’ny herinandro iny. Raha ny teo anivon’ny zandarimaria manokana dia efa tafiakatra maherin’ny efapolo ny isan’ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga.

NANDRIAKA NY RA

Hamaky ny tohiny...

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

23/07/2019

Mitombo hatrany ny fitohanan’ny fifamoivoizana vokatry ny tetikasa fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra.

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

Hamaky ny tohiny...

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

22/07/2019

Mbolalavitr'ezakatanterakanyfamantarana ny toetry ny andromalagasy. Novoizinamafynyhoe hilatsakahatranyamin'ny 0°C ny mari-pànamanombokaamin'ny 21 jolay.

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

Hamaky ny tohiny...

RONGONY TRATRA TENY IVATO

15/07/2019

Nisy rongony mahery vaika « Heroine » milanja 6 kilao tratran’ny mpiasan’ny fadin-tseranana teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly.Nodorana avy hatrany mo aizy io taorian’ny fitsirihana izay tsy maintsy natao.

RONGONY TRATRA TENY IVATO

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

CENI

21/05/2019

Ankoatra ny fahazoana ireo fitaovana informatika avy amin’ny firenena japoney dia nandray vola mitentina 500.000 euros avy amin’ny firenena alemanina koa omaly ny avy eo anivon’ny CENI.

 

 

 

Toy ny mahazatra moa dia nomena hatrany mba hanatanterahana fifidianana madio, mangarahara ary eken’ny rehetra ireny fanomezana ireny kanefa toy ny efa teo aloha ihany dia tsy fantatra mazava foana ny tena lalan’ireny fitaovana ireny ary mbola miteraka adihevitra be foana ny tontolom-pifidianana eto amintsika hatramin’izao.

Barean’I Madagasikara

Tsy dia levon’ny vavonin’ireo mpankafy baolina kitra Malagasy ny eritreritra hanendry ho mpanazatra mpanampin’ny ekipam-pirenena ilay tekinisianina Malagasy, August Raux. Efa teo foana io, hoy ny fanamarihan’ireo mpitia kitra saingy tsy hita izay nataony.

Misy ny soso-kevitr’ireo mpitia kitra Malagasy ny amin’ny mba tokony hampianarana ireo mpilalaon’ny Barean’i Madagasikara ny hiram-pirenena. Tsy hifanomezan-tsiny moa fa saika nonina hatramin’ny kely sy nila ravinahitra tany andafy avokoa ireo mpilalao. Hanampiana azy ireo hiverina an-doharano, araka izany, izao fikasana izao.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana