Dans la mme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fiarovana ny fari-dranomasina Handray ny andraikiny feno i Madagasikara

21/05/2019

Firenena miisa 07 no niara-nanao sonia ireo fifanaraham-paritra roa mahakasika ny fandaharan’asa fitandroana ny fandriampahalemana an-dranomasina (Mase Programme) aty amin’ny faritry ny ranomasimbe indianina sy ny faritr’i Afrika atsinanana sy atsimo.

 

 

 « Handray ny andraikiny feno i Madagasikara, eo amin’ny fiarovana ny tombontsoa stratejika sy ekonomika,  ary amin’ny haha mafy orina ny fandriampahalemana aty amin’ny faritry ny Ranomasimbe Indianina »,  hoy ny praiminisitra,  Ntsay Christian. Efa hatry ny ela ny governemantan’i Madagasikara no nametraka ho vaindohan-draharaha ny resaka fiarovana ny fari-dranomasina. Maro ireo loza mety hanambana satria tafiditra ao anaty faritra stratejika fivezivezena ny nosy, ary na eo aza ny mety ho zotram-pivoarana ho an’ny harem-pirenena dia maro koa ireo trangana fanondranana mety hiseho, hoy ihany izy. Ho fandrindrana ny asan’ny Tafika eo anivon’ireo sampandraharahaha voakasika dia tsy maintsy mampihatra politika vaovao mahakasika ny fiarovana ny sisin-tany i Madagasikara, izay mandravona ny fiaraha-miasa ho iray, ary efa miroso izany amin’izao fotoana izao. Tsy afaka misaratsaraka ny fomba fiasa ary haravona ho iray izany, mba hahafahana manana « gardes côtes » tena manao ny asany, ka hahitana ny avy amin’ny ladoany, ny tomponandraikitra avy amin’ny ministeran’ny jono sy avy amin’ny sehatra hafa.

 

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana