Dans la męme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalĂ na iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fisolokiana iraisam-pirenena Any Comores sy Arabie Saoudite no fanondranana olona

21/05/2019

Voalaza tamin’ny famotorana fa vehivavy hiasa any Arabie Saoudite ny vehivavy roa ary any Comores no haterina handray ny sidina hihazo ny toerana.

 

 

 

 Manararaotra ny fahantrana sy ny tsy fananan’asa ireo mpisoloky amin’ny tsenan’ny asa any ivelany. Araka ny fampitam-baovaon’ny polisim-pirena. Vehivavy iray, 32 taona, no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny « services des enquêtes spécialisées » tany amin’ny seranan-tsambon’i Mahajanga ny 15 mey teo. Ny fihetsika hafahafa teny an-tseranana eny, no tsikaritry ny polisy ka niatombohan’ny fanadihadihana. Fantatra tamin’izany ary fa hanatitra vehivavy Malagasy roa ho any amin’ny Nosy Comores ity voasambotra ity. Nandritra ny famotorana ihany koa no nahafantarana fa efa tambajotra voarindra no manao ity fanondranan’olona ity: hafarana avy any amin’ny faritra, hiakatra eto Antananarivo; misy mampiantrano eto Antananarivo izy ireo mandritra ny fikarakarana ny taratasiny ary hakana vola 1.200.000 Ariary isan’olona. Haterina any Mahajanga indray avy eo hihazo an’i Nosy Comores. Any efa misy olona hafa mandray sy mampiampita azy ireo any amin’ny toerana halehany. Natolotra ny Fitsarana omaly ity vehivavy voasambotra ity.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana