Dans la mme rubrique

Fivoarana ara-teknolojika Sady manampy no mamotika fanabeazana

13/06/2019

Efa maro ireo sekoly ankehitriny no mampiasa ny teknôlôjia maoderina, hanamorana ny fampitana ny fampianarana. Betsaka, ohatra, ireo sekoly mampiasa ny solosaina sy ny aterineto.

Fivoarana ara-teknolojika Sady manampy no mamotika fanabeazana

Hamaky ny tohiny...

Asa fandrefesan-tany Tsy mbola fantatry ny ankamaroan’ny Malagasy

13/06/2019

Nanomboka omaly alarobia 12 jona tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ary haharitra 3 andro ny fampirantiana karakarain’ny fikambanan’ireo Injeniera misehatra amin’ny asa topografika na fandrefesan-tany.

Asa fandrefesan-tany Tsy mbola fantatry ny ankamaroan’ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Volobe Toamasina Hamokatra herinaratra 120 MW ny CGVH-Jovena

12/06/2019

Nosoniavina ny 28 mey lasa teo tany Paris ny fifanarahana lasitra momba ny tetikasa famokarana herinaratra amin'ny alalan'ny tohadrano ao Sahofika.

Volobe Toamasina Hamokatra herinaratra 120 MW ny CGVH-Jovena

Hamaky ny tohiny...

Toekarena Indianina Lasa lavitra na dia maro aza ny sehatra tsy ara-dalàna

12/06/2019

Lany ho praiminisitr’i India indray i Narendra Modi taorian’ny fifidianana ho solombavambahoaka natao tany an-toerana ny volana mey lasa teo tamin’ny alalan’ny antokony izay nahazo toerana betsaka indrindra tao amin’ny kongresy.

Toekarena Indianina Lasa lavitra na dia maro aza ny sehatra tsy ara-dalàna

Hamaky ny tohiny...

Lalam-pihariana ronono Tsy ampy ny famokarana eto Madagasikara

07/06/2019

Nanomboka omaly ary ho tapitra ny sabotsy ho avy izao ny foaraben’ny ronono andiany fahatelo atao etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.

Lalam-pihariana ronono Tsy ampy ny famokarana eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Zon’ny ankizy Mbola betsaka ireo tsy voahaja eto Madagasikara

06/06/2019

Ny 40,17 %-n’ny mponina eto amintsika dia ankizy vao teraka ka hatramin’ny 14 taona avokoa, raha araka ny antontan’isa nivoaka tamin’ny taona 2016.

Zon’ny ankizy Mbola betsaka ireo tsy voahaja eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Mahalala zavatra maro ny Frantsay

04/06/2019

Natolotra an’i Madagasikara ny 31 mey 2019 tao amin’ny Muséum National d'Histoire Naturelle, Paris, ny vokatry ny asa fikarohana sy firaketana rehetra nataon’ny Bureau de Recherche Géologique et Minière (BRGM)

Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Mahalala zavatra maro ny Frantsay

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Imbiky Herilaza “Mafy ny nandrafetana ny LFR 2019”

21/05/2019

Nodinihana nandritra ny fotoana lava ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana hifehy ny fandaniambolam-panjakana amin’ity taona 2019 ity (LFR 2019).

 

Tapaka nandritry ny filankevitry ny minisitra tamin’ny farany teo ihany izany ary tena mafy ny fandinihana sy ny fandrafetana azy, hoy ny mpahay lalàna Imbiky Herilaza. Mbola nahita vola 48 miliara Ariary azo ampiasaina tamin’ny alalan’ny fanitsiana ka hipaka tsara amin’ny fanodinana ny minisitera izany, indrindra hihatra mivantana amin’ny andavanandron’ny vahoaka Malagasy ny totaliben’io fandaniambolam-panjakana nasiam-panitsiana io, hoy izy. Raha araky ny lalàna indray dia nilaza ny tenany fa mitombona tsara ny fametrahana io LFR 2019 io satria tamin’ny volana febroary talohan’ny fahataperan’ny fe-potoana niasan’ny Antenimieram-pirenena dia nisy ny fanaovana ilay lalàna nampindram-pahefana teo amin’ny parlemanta ahafahan’ny filoham-pirenena mandray ny didy hitsivolana misolo ny lalàna izay tokony horaisina teny. Tsiahivina fa mbola mandalo eny anivon’ny Fitsarana Avo momban’ny Lalàmpanorenana ity volavolan-dalàn’ny tetibola ity  hojerena raha mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana ary ny fifanarahana ara-bola mampisy ny fiandrianam-pirenena no tena hodinihina amin’izany .

Tsirinasolo

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana