Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Ra zato !

21/06/2019

Dia ahoana Ra zato aaa ! Oadray ! Ra Jean mantsy e ! Azafady indrindra re fa tena donto be an’ilay famakafakan’ilay sakaizanao tao amin’ny onjampeo omaly iny aho a !

Taratasin’i Jean Ra zato !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Soava dia !

19/06/2019

Eny ary ry Jean ! Tonga ity ilay fotoana ka dia mirary soa anao. Soava dia e !

Taratasin’i Jean Soava dia !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

17/06/2019

Manakory ianao ry Jean ! Mafy ianareo. Miaiky aho izay. Iza tamin’ireo nodimbiasanareo ireo no ataonao filamatra amin’izao

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

Hamaky ny tohiny...

Mody adala indray ee !

14/06/2019

Mahita tenenina foana ianareo ity ry Jean ka ! Izay sipa nokaotinareo tamin’ny fahatanoranareo angamba tonga dia iray andro daholo dia zaka.

Mody adala indray ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Matahotra inona ?

20/05/2019

Fahasalamanao indray ry Jean ? Inona no malaza any aminao any ?

 

 Ny olona anie efa mahafantatra daholo e ! Fa matahotra inona ianareo ireto e ? Mba mpilalao haiady ikoizana ihany ny debanareo dia manao adin’ny kanosa ohatran’izao foana ve ? Mpametaka peta-drindrina kely ary avy ve rangahy dia hitanareo sotasotaina leaza ! Ry fiarahamonina sivily koa izao ary efa velon-taraina koa hoe ianareo, hono, no tena tsy manara-dalàna indrindra. Sady manao lava tanana amin’ny mpikarakara mihitsy. Tena tsy zakanareo mihitsy izany ry Jean ny resy ? Ny debanareo anefa mba mokamoka ery niteny tary am-boalohany tary hoe atao ohatra ny baolina kitra izy ity kanefa ianareo mianakavy mihitsy no tsy tia lalao madio raha ny fahitako azy an !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana