Dans la mme rubrique

RMDM

14/08/2019

Tafatsangana ankehitriny ny RMDM na Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

RMDM

Hamaky ny tohiny...

Lova Ramisamanana

05/08/2019

Naneho ny hatezerany manoloana ny fiverenan’ny tandrevaka nisy hatrizay eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra ny filohan’ny fikambanana Alefa Barea, Lova Ramisamanana.

Lova Ramisamanana

Hamaky ny tohiny...

SAMBO TOJO OLANA

31/07/2019

Maty motera ary notsofin’ny rivotra mahery ny sambo iray antsoina hoe Joby. Nitatitra simenitra aman-jatony taonina izy io ary hikasa ny hihazo an’i Vohémar raha niala teo amin’ny nosy « Prunes ».

SAMBO TOJO OLANA

Hamaky ny tohiny...

NANDRIAKA NY RA

29/07/2019

Nandriaka ny ra tamin’iny faran’ny herinandro iny. Raha ny teo anivon’ny zandarimaria manokana dia efa tafiakatra maherin’ny efapolo ny isan’ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga.

NANDRIAKA NY RA

Hamaky ny tohiny...

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

23/07/2019

Mitombo hatrany ny fitohanan’ny fifamoivoizana vokatry ny tetikasa fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra.

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

Hamaky ny tohiny...

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

22/07/2019

Mbolalavitr'ezakatanterakanyfamantarana ny toetry ny andromalagasy. Novoizinamafynyhoe hilatsakahatranyamin'ny 0°C ny mari-pànamanombokaamin'ny 21 jolay.

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

Hamaky ny tohiny...

RONGONY TRATRA TENY IVATO

15/07/2019

Nisy rongony mahery vaika « Heroine » milanja 6 kilao tratran’ny mpiasan’ny fadin-tseranana teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly.Nodorana avy hatrany mo aizy io taorian’ny fitsirihana izay tsy maintsy natao.

RONGONY TRATRA TENY IVATO

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

BE VAOVAO BASY KALACH ROA AZO TAO BETROKA

17/05/2019

Basy "Kalachnikov" miisa roa no saron’ny zandary avy amin'ny kaompania Betroka afak’omaly maraina, tao Andranomiforitra Ankiry.

 

 

 

Entanina ny olona mitazona basy tsy misy taratasy mba hamerina izany mialoha ny 20 jona ho avy izao,  araka ny tenin'ny filoham-pirenena.

AMPITATAFIKA

Fito no tratran’ny andrimasom-pokonolona afak’omaly alina noho ny fampihorohoroana mianjady eny Ampitatafika amin’ny asan-jiolahy. Rehefa nohadihadiana anefa ireo, araka ny loharanom-baovao azo antoka dia olon-tsotra nikarakara ny famonoan’ombin’ny mpirotsaka hofidiana solombavambahoaka iray eny Fenoarivo.

VONO OLONA TOAMASINA

Ireo mpandrafitra efa-dahy hatreto no nanaovan’ny mpitandro filaminana fanadihadiana mikasika ilay raharaha nahafaty olona telo mianaka tao Toamasina izay hita faty ny voalohan’ny herinandro teo. Mbola karohina ilay mpiambina ny faritra nitrangan’ny loza.

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana