Dans la mme rubrique

Fandraofana ny fakon’Antananarivo Mpandraharaha akaiky fitondrana nanafatra kamio marobe ?

20/08/2019

Re amin’izao fa nanafatra kamio benina maro be ny mpandraharaha malaza iray akaiky ny filoha, raha ny loharanom-baovao.

Fandraofana ny fakon’Antananarivo Mpandraharaha akaiky fitondrana nanafatra kamio marobe ?

Hamaky ny tohiny...

Tompon’andraikitra teo aloha tsy voafidy intsony Mila mamerina haingana ireo fananam-panjakana

20/08/2019

Maro ireo mpiasam-panjakana sy ireo olona manam-pahefana ambony nomen’ny Lalàna zo hipetraka amin’ny tranom-panjakana noho ny andraikitra sahaniny.

Tompon’andraikitra teo aloha tsy voafidy intsony Mila mamerina haingana ireo fananam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Miarinarivo «Ady tany ny 80%-n’ireo raharaham-pitsarana any an-toerana»

20/08/2019

« Fanamby goavana ho ahy ny resaka fananan-tany satria ny 80%-n’ ireo raharaham-pitsarana ao Miarinarivo dia ady tany avokoa », hoy Rtoa Fiainantsoa Ramanana Razaimalala,

Miarinarivo «Ady tany ny 80%-n’ireo raharaham-pitsarana any an-toerana»

Hamaky ny tohiny...

MPO - mpanao menaka ao Toamasina II Mitokona ny mpiasa fa nakaton’ny fanjakana ny orinasa

19/08/2019

Raha ny tantaran’ity orinasa Madagascar Premium Oil (MPO) ao Tanandava Toamasina II ity,

MPO - mpanao menaka ao Toamasina II Mitokona ny mpiasa fa nakaton’ny fanjakana ny orinasa

Hamaky ny tohiny...

Raharahara fitanana omby any Antanimeva Hanome endrika ratsy ny fitondrana, hoy ny mpisolovava azy

19/08/2019

Mbola tsy milamina foana ny resaka fitanana an’ireo ombin’ilay mpandraharaha Jaonary ao Antanimeva Morombe efa ho iray volana katroka izao (nanomboka ny 25 jolay 2019).

Raharahara fitanana omby any Antanimeva Hanome endrika ratsy ny fitondrana, hoy ny mpisolovava azy

Hamaky ny tohiny...

Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

16/08/2019

Amin`ny herinandro ho avy izao, handalo eo anivon`ny PAC (Poles anti-corruption) na fitsarana misahana ny kolikoly ny raharaha mikasika fanodinkodinam-bolam-panjakana niseho teny anivon`ireo minisitera eny amin`ny PAC.

Tale jeneralin`ny BIANCO “Tsy handeferana ny fanodinkodinam-bolam-panjakana”

Hamaky ny tohiny...

Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

16/08/2019

Ny 15 aogositra 1947 no afaka tamin’ny fanagejan'ny Britanika ny Indiana rehefa voazanaka nandritra ny taona maro. Nankalazaina omaly, ny tsingerin-taona faha-73 nahazoan'izy ireo ny fahaleovantenany..

Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Alasora Toaka gasy 260 litatra no saron’ny mpitandro ny filaminana

17/05/2019

Toaka gasy 260 litatra no saron’ny polisin’ny CSP Alasora teny amin’ny By pass ny alarobia 15 mey, tokony ho tamin’ny 9 ora alina.

 

 

 

Vaovao efa marim-pototra voarain’izy ireo  no nahafantarana fa fiara peugeot 306 nomerao … TAJ no hitondra ireto  toaka voarara avy any Toamasina ireto ary handalo eny  amin’ny lalana By pass iny ka nandrasan’ny polisy fotsiny. Mpamily iray  sy ny tompon’ny entana iray  no nosamborina ary efa nanaovana ny famotorana sy ny paikady rehetra fanasaziana ny fitaterana sy famarotana tsy ara-dalàna. Natao tamina bidon miloko mavo miisa 13 moa ny entana.  Nahazo vahana tato ho ato ny fiparitahan’ireo zava-mahadomelina toy ny toaka gasy sy rongony. Efa  mivonona ny hanatratra ireo mpisehatra amin’izany hatrany ny mpitandro ny filaminana. Misy vehivavy ihany koa ati-doha amin’itony fanaparitahana zava-mahadomelina itony ka mila mailo ny rehetra.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana