Dans la mme rubrique

Fivoarana ara-teknolojika Sady manampy no mamotika fanabeazana

13/06/2019

Efa maro ireo sekoly ankehitriny no mampiasa ny teknôlôjia maoderina, hanamorana ny fampitana ny fampianarana. Betsaka, ohatra, ireo sekoly mampiasa ny solosaina sy ny aterineto.

Fivoarana ara-teknolojika Sady manampy no mamotika fanabeazana

Hamaky ny tohiny...

Asa fandrefesan-tany Tsy mbola fantatry ny ankamaroan’ny Malagasy

13/06/2019

Nanomboka omaly alarobia 12 jona tetsy amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ary haharitra 3 andro ny fampirantiana karakarain’ny fikambanan’ireo Injeniera misehatra amin’ny asa topografika na fandrefesan-tany.

Asa fandrefesan-tany Tsy mbola fantatry ny ankamaroan’ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Volobe Toamasina Hamokatra herinaratra 120 MW ny CGVH-Jovena

12/06/2019

Nosoniavina ny 28 mey lasa teo tany Paris ny fifanarahana lasitra momba ny tetikasa famokarana herinaratra amin'ny alalan'ny tohadrano ao Sahofika.

Volobe Toamasina Hamokatra herinaratra 120 MW ny CGVH-Jovena

Hamaky ny tohiny...

Toekarena Indianina Lasa lavitra na dia maro aza ny sehatra tsy ara-dalàna

12/06/2019

Lany ho praiminisitr’i India indray i Narendra Modi taorian’ny fifidianana ho solombavambahoaka natao tany an-toerana ny volana mey lasa teo tamin’ny alalan’ny antokony izay nahazo toerana betsaka indrindra tao amin’ny kongresy.

Toekarena Indianina Lasa lavitra na dia maro aza ny sehatra tsy ara-dalàna

Hamaky ny tohiny...

Lalam-pihariana ronono Tsy ampy ny famokarana eto Madagasikara

07/06/2019

Nanomboka omaly ary ho tapitra ny sabotsy ho avy izao ny foaraben’ny ronono andiany fahatelo atao etsy amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.

Lalam-pihariana ronono Tsy ampy ny famokarana eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Zon’ny ankizy Mbola betsaka ireo tsy voahaja eto Madagasikara

06/06/2019

Ny 40,17 %-n’ny mponina eto amintsika dia ankizy vao teraka ka hatramin’ny 14 taona avokoa, raha araka ny antontan’isa nivoaka tamin’ny taona 2016.

Zon’ny ankizy Mbola betsaka ireo tsy voahaja eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Mahalala zavatra maro ny Frantsay

04/06/2019

Natolotra an’i Madagasikara ny 31 mey 2019 tao amin’ny Muséum National d'Histoire Naturelle, Paris, ny vokatry ny asa fikarohana sy firaketana rehetra nataon’ny Bureau de Recherche Géologique et Minière (BRGM)

Harena ankibon’ny tanin’i Madagasikara Mahalala zavatra maro ny Frantsay

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana Ny 60% hanaovana fotodrafitrasa avokoa

17/05/2019

Rehefa nodinihina nandritra ny herinandro ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana hifehy ny fandaniam-bolam-panjakana amin’ity taona 2019 ity dia tapaka nandritry ny filankevitry ny minisitra tamin’ny farany teo fa ny 60%-n’ny tetibola no hanaovana ireo fotodrafitrasa.

Anisany ny fanamboaran-dalana toy ny RN 44, ny RN 5a, RN 5, RN 9, RN 13 sy ny fametrahana ny lalana miantona (flyover). Ny totaliben’ny fandaniam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana izay mahasahana ny fandaniam-bola anatiny sy ny an’ireo tetikasa vatsian’ny mpamatsy vola avy any ivelany dia mitentina 8.607 miliara Ariary. Ankoatra izay, 60% hanaovana fotodrafitrasa izay dia 14% ny fampiasam-bola mahasahana ny sosialy. Nahena ho 20% kosa ny fitantanan-draharaham-panjakana ary najanona 6% ihany ny seha-pamokarana. Mahatratra 5.805 miliara Ariary ny totaliben’ny vola miditra, ahitana ny tahan’ny fampidiran-ketra 12,3%. Ny famatsiam-bola avy any ivelany hanatanterahana ireo tetikasa sasany kosa dia mahatratra 2.313,32 miliara Ariary. Vinavinaina ho 5,2% hatrany ny fitombon’ny harinkarena faobe ary tsy hihoatra ny 6,7% ny tahan’ny fiakaram-bidim-piainana amin’ny ankapobeny. Tafiditra ato anatin’ity volavolan-tetibola ity ihany koa ny mahakasika ny fiakaran’ny karama farany ambany sy ny tsy fandoavana IRSA ho an’ireo karama hatramin’ny 350.000Ar. Tsiahivina fa mbola alefa eny anivon’ny Fitsarana Avo momba ny lalàmpanorenana ity volavolan-dalàn’ny tetibola ity mba  hankatoavina mialoha ny tena fanatanterahana azy.

Tsirinasolo

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana