Dans la mme rubrique

HERINARATRA AVY AMIN’NY MASOANDRO

16/09/2019

Hahazo tobim-pamokarana herinaratra avy amin'ny masoandro i Antsirabe ka ny orinasa Witec no hiandraikitra ny fanorenana izany.

HERINARATRA AVY AMIN’NY MASOANDRO

Hamaky ny tohiny...

RAIM-PIANAKAVIANA NISY NAMONO

11/09/2019

Nisy namono ny lehilahy iray, raim-pianakaviana izay nandeha namonjy fiandrasam-paty.

RAIM-PIANAKAVIANA NISY NAMONO

Hamaky ny tohiny...

RAHARAHARAH-CKIKIY

06/09/2019

Sazy an-terivozona 15 taona an-tranomaizina no azon’ireo olona izay nanafika sy nikasa ny hifofo ny ain’ilay mpanakanto malaza antsoina hoe Rah-Ckiky.

RAHARAHARAH-CKIKIY

Hamaky ny tohiny...

TIM Ambohimanarina

03/09/2019

Toy ny fanaony isan-taona dia nanomboka omaly alatsinainy 2 septambra ny fampianarana maimaimpoana hiatrehana Bakalorea karakarain’ny antoko Tiako I Madagasikara eny Ambohimanarina.

TIM Ambohimanarina

Hamaky ny tohiny...

MANODIDINA AN’I MBOLA RAJAONAH

02/09/2019

Manomboka mipitika any amin’ny manodidina an’i Mbola Rajaonah ny ra.

MANODIDINA AN’I MBOLA RAJAONAH

Hamaky ny tohiny...

RAHARAHA FJKM ANALAKELY

29/08/2019

Mangataka mba hanakatona vonjimaika ny FJKM Katedraly Analakely aloha ny Pasitera Rasolomanana Jafetra hitrandrahana ny tena marina amin’ny raharaha.

RAHARAHA FJKM ANALAKELY

Hamaky ny tohiny...

RMDM

14/08/2019

Tafatsangana ankehitriny ny RMDM na Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

RMDM

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

FANAFIHAN-DAHALO

16/05/2019

Nitrangana fanafihan-dahalo tao amin’ny fokontanin’ Andranolavamena, Amparafaravola ny talata alina teo, omby 46 no lasan’ny dahalo ary olona 5 no voatifitra

 

 

FATY TENY MARAIS MASAY

Lehilahy iray no hita faty teny amin’ny ranon’ny  Marais Masay omaly. Andrasana ny tohin’ny fanadihadiana na maty an-drano na nisy namono ity lehilahy ity.

MPIFIDY

Mahatratra 10 302 194 ny mpifidy handrotsa-bato amin’ny fifidianana depiote ny 27 mey ho avy izao raha ny lisi-pifidianana nakatona omaly talata 15 mey 2019 no jerena.

VATO BE

Nanomboka omaly ny famakiana ilay vato be 500 taonina eny Tsarafaritra Tsimbazaza izay ahiana hikodia ka hampidi-doza. Ireo mpamaky vato no manao izany amin’ny fomba gasy fa tsy mampiasa fitaovana goavana. Fianakaviana 76 no tsy maintsy nesorina tamin’ny tranony.

TSENABEN’IVATO

Vita araka ny niheverana azy ny tsenaben’Ivato izay hotokanana tsy ho ela. Tsy mbola azo atao moa ny mitokana zava-bita ao anatin’ny fampielezan-kevitra koa tsy maintsy aorian’ny fifidianana no hanaovana izany. Mahazaka mpivarotra 3 000 ity tsenan’Ivato ity.

DELESTAZY

Tanàna 50 amin’ireo 115 vatsian’ny Jirama herinaratra no mbola ahitana delestazy amin’izao fotoana

 

BAREAN’I MADAGASIKARA

Orinasa maro no efa vonona hanampy ny Barean’i Madagasikara amin’ny fiatrehana ny CAN 2019. Efa eo am-pelatanan’ny “Comité de normalisation” ihany koa ny “prime” ho an’ny Barea izay avy amin’ny fitondrana teo aloha sy ny ankehitriny, hoy Rtoa Atallah Beatrice.

POLISY NANAO HADALANA

Tsy maintsy hihatra ny sazy ho an’ireo polisy 3 mirahalahy mamo ka nanao hadalana sy nanimba fananan’olona. Tsy hilefitra ny minisiteran’ny filaminam-bahoaka fa tsy maintsy hampiharina amin’izy ireo ny lalàna, hoy ny talen’ny kabinetra. Sazy mety hahazo azy ireo ny fampidinana grady na fandroahana mihitsy.

RAFI-PAMPIANARANA

Ireo mpampianatra efa nahazo fiofanana manokana ihany no hampihatra ny fanovana ny rafi-pampianarana izay nanafoanana ny Serie A, C, D fa nametrahana kosa ny Serie Litteraire (L), Serie Scientifique (S) ary ny Serie Organisation Société Economie (OSE).

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana