Dans la mme rubrique

Fitsarana sy fitanana am-ponja Raikitra ny ampamoaka momba an’i Claudine A&C

24/05/2019

Manomboka mifoha indray ankehitriny ny raharaha mikasika ilay mpandraharaha voapanga tamin’ny resaka fanodinana fanananam-panjakana, Claudine Razaimamonjy na Claudine A&C.

Fitsarana sy fitanana am-ponja Raikitra ny ampamoaka momba an’i Claudine A&C

Hamaky ny tohiny...

Delestazy tsy ifankahitana Mikomy amin-dRajoelina ny karana…

24/05/2019

Maizina tanteraka ny ankamaroan’ny tanàna teto Antananarivo omaly takariva tamin’ny 5 ora sy sasany-8ora sasany.

Delestazy tsy ifankahitana Mikomy amin-dRajoelina ny karana…

Hamaky ny tohiny...

Gadra tafatsoaka tao Vohitany « Nisy tsikombakomba »

24/05/2019

Niaiky ny tale jeneralin’ny fandraharahana ny fonja eto Madagasikara, Didier Djibril Camarade, fa nisy tsikombakomba tao matoa nisy iny lositra na fitsoahana gadra nitranga tany Vohitany iny.

Gadra tafatsoaka tao Vohitany « Nisy tsikombakomba »

Hamaky ny tohiny...

BY-PASS Maty voadonan’ny fiara ilay mpangalatra

24/05/2019

Tovolahy voalaza fa mpangalatra, manodidina ny 30 taona no maty voahitsaky ny fiarakodia madinika omaly maraina tokony ho tamin’ny 5 ora sy fahefany teny Ankazobe By-pass.

BY-PASS Maty voadonan’ny fiara ilay mpangalatra

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy mpandraharaha ny fonja Nanangana birao nasionaly

24/05/2019

Miezaka ny manampy hatrany ireo olona sahirana manodidina azy ny fikambanan’ny vehivavy mpandraharaha ny fonja sy ireo vadin’ny mpandraharaha ny fonja eto amintsika na ny AFAP.

Vehivavy mpandraharaha ny fonja Nanangana birao nasionaly

Hamaky ny tohiny...

Ramatoa 60 taona nivarotra rongony Nalefa eny amin’ny fonjan’ Antanimora

24/05/2019

Ramatoa tokony ho 60 taona no voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny zava-mahadomelina etsy Anosy ny alarobia 22 mey lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora maraina, teny Amboanjobe Andoharanofotsy.

Ramatoa 60 taona nivarotra rongony Nalefa eny amin’ny fonjan’ Antanimora

Hamaky ny tohiny...

FIM 2019 Handray anjara voalohany ny Belza

23/05/2019

Nanomboka ny alatsinainy 20 mey teo ary hifarana amin’ny sabotsy 25 mey ho avy izao ny fitsidihana ara-toekarena ataon’ireo solontenan’ny orinasa avy any Belgique.

FIM 2019 Handray anjara voalohany ny Belza

Hamaky ny tohiny...


Actualits

EPP Iavoloha, ny hetsika Nanaovan’ny prezidansa « Asa tana-maro »

16/05/2019

« Miainga avy any amin’ny andrim-panjakana ambony indrindra ny maodely amin’ny fifanohanana sy fiaraha-mientana, indrindra fotoana izao hifanomezan-tanana hanarenana ny firenena iombonana »,

 

 

 hoy ny tompon’andraikitra ao amin'ny foibem-pitantanana ny raharaha sosialy sy politika (DASP) eo anivon'ny fiadidiana ny Repoblika nandritra ny lahateniny. 
Tafiditra rahateo ao anatin’ny vinan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny fanatsarana ny fanabeazana ary voarakitra ao anatin’ny velirano fahefatra nataony tamin’ny Vahoaka Malagasy. Voafidy nanaovana ny hetsika omaly  ny Sekoly Fanabeazana Fototra (SFF) ao Iavoloha, nandritra fanombohana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika « asa tana-maro ». Hanatsarana ny sekoly dia tonga marobe nitondra ny anjara birikiny teny an-toerana ireo mpiasa eo anivon’ny sampandraharahan’ny « DASP », tamin’ny alalan’ny fanaovana asa fanadiovana, fandokoana ireo rindrina ivelany sy anatiny ny efitrano fianarana sy ny solaitrabe, fanomezana sakafo ara-pahasalamàna toy ny koba aina voakarakara sy vary ireo ankizy mpianatra. Nisy ihany koa ny fambolena fototra zanakazo maromaro tao anatin’ny faritry ny sekoly. Marihina fa manana efitrano fito ny sekoly ary manana mpianatra 530.

 

Nangonin’i RTT

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana