Dans la męme rubrique

ONJAM-PEO NAATO

23/05/2019

Onjam-peo maromaro no naato tato ho ato noho izy ireo tsy manara-dalĂ na. Tsy namoaka fahazoan-dĂ lana akory ny minisitera mpiahy ny serasera dia avy hatrany dia nandefa ny fandaharany ireo radio ireo.

ONJAM-PEO NAATO

Hamaky ny tohiny...

TAKSIBE MANONDRANA

23/05/2019

Ny lalana efa tery, eo ny fanamboaran-dalana amina faritra maro eto Antananarivo.

TAKSIBE MANONDRANA

Hamaky ny tohiny...

MPANGALATRA TRATRAN’NY GPS

23/05/2019

Noraisim-potsiny ireo mpangalatra moto teny Soavimasoandro fa nisy famantarana itarafana lavitra na GPS ilay fiara kodiaran-droa.

MPANGALATRA TRATRAN’NY GPS

Hamaky ny tohiny...

MAMPAMETRA-PANONTANIANA

23/05/2019

Mampametra-panontaniana ankehitriny ny amin’ny tokony hisian’ny fifidianana ho depiote raha mahita ny fihetsiky ny filoham-pirenena tato ho ato izay miara-dalana hatrany

MAMPAMETRA-PANONTANIANA

Hamaky ny tohiny...

22/05/2019

Hamaky ny tohiny...

MPIAMBINA VOATSATOK’ANTSY

22/05/2019

Mpiambina ny orinasa lehibe an’ny karàna etsy Andaharo no nisy nanindrona antsy teo amin’ny tendany.

MPIAMBINA VOATSATOK’ANTSY

Hamaky ny tohiny...

FIFIDIANANA DEPIOTE

22/05/2019

Miha mafana amin’izao fotoana ny propagandin’ny fifidianana ho depiote. Maro ireo kandida manakiana ny fitondrana ankehitriny manoloana ny fitanilana miseholany ataon’ny filoham-pirenena.

FIFIDIANANA DEPIOTE

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

ZANDARY NAKARINA HOTSABOINA

14/05/2019

Zandary mpianadraharaha tratry ny tsy fahasalamana iray izay miasa tany Ampasinambo Mananjary no voatery novonjena niaraka tamin'ny angidimby nankeny amin'ny hopitaly Soavinandriana CenhoSoa omaly.

 


 Tonga nitsena azy teny amin'ny Kianja Betongolo Andriamatoa Jeneraly talen'ny kabinetran'ny SEG izay nisolotena an'Andriamatoa isany minisitry fiarovam-pirenena sy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria.

 

LOZA MAHATSIRAVINA

Olona iray no maty tsy tra-drano teny Nanisana omaly vao maraina be. Voahitsaky ny fiara kamio lehibe mpitatitra tany izy io, raha ny fampitam-baovaon’ny mponina teny an-toerana, ka tsy tana ny ainy. Nentina teny amin’ny Hopitaly ny razana taorian’ny loza.


SEKOLY ETAMAZAORO MALAGASY SY NIZERIANINA

Tonga nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy tao amin'ny biraon'ny Jeneraly talen'ny kabinetran'ny SEG ireo solontenan'ny sekoly Etamazaoro Nizerianina, omaly alatsinainy 13 mey tetsy Betongolo.  Hanao fitsidihana an'ireo sekoly miaramila rehetra eto Madagasikara izy ireo mba hakana traikefa mikasika ny fiarovana, ny fandriampahalemana sy ny toetr'andro ary ny toekarena.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana