Dans la mme rubrique

Fiaram-panjakana nanararao-pahefana Voasazy avy hatrany ilay Tale

23/08/2019

Namoaka taratasy ofisialy fialan-tsiny omaly ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka ny Pr Rakotonirina Julio.

Fiaram-panjakana nanararao-pahefana Voasazy avy hatrany ilay Tale

Hamaky ny tohiny...

Lahatra Andriamahatsangy “Tena ilaina ny tanàn-dehibe vaovao saingy…”

23/08/2019

Tena ilaina ny fisian’ny tetikasa tanàn-dehibe. Ny fahitako azy amin’ny ankapobeny,

Lahatra Andriamahatsangy “Tena ilaina ny tanàn-dehibe vaovao saingy…”

Hamaky ny tohiny...

Tsenan’asam-panjakana Misy zavatra tsy mazava momba ny FER

22/08/2019

Hita tamina gazety mpiseho isan’andro iray omaly alarobia 21 aogositra ny antso tolo-bidy misokatra amina tsenan’asam-panjakana (Appel d’offre ouvert) mitondra ny laharana 003-DRAHTP/SRTP/BOENY/CP18/FER.2019.

Tsenan’asam-panjakana Misy zavatra tsy mazava momba ny FER

Hamaky ny tohiny...

Orinasa JIRAMA Mbola banga ny toeran’ny tale jeneraly

22/08/2019

Mbola banga tanteraka ny toeran’ny tale jeneralin’ny orinasa JIRAMA amin’izao, taorian’ny fanesorana an’Atoa Jaomiary Olivier, tale jeneraly teo aloha, taorian’ny filakenkevitry ny minisitra farany teo.

Orinasa JIRAMA Mbola banga ny toeran’ny tale jeneraly

Hamaky ny tohiny...

Soarano sy Behoririka Nodiovina ny tanàna, nakisaka ireo mpivarotra mibahan-dalana

22/08/2019

Araka ny vinan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana eo amin’ny fiarahamonina eto an-drenivohitra, izay “ soa iombonan’ny Malagasy”

Soarano sy Behoririka Nodiovina ny tanàna, nakisaka ireo mpivarotra mibahan-dalana

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasan’ny CUA sy ny Masoivoho Indianina Hovelomina ny lalana Mahatma Ghandi sy Indira Ghandi

22/08/2019

Nitsidika ara-pomba fifanajana ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana, tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely omaly maraina, ny ambasadaoro vaovaon’i Inde monina sy miasa eto amintsika, Atoa Abhay Kumar.

Fiaraha-miasan’ny CUA sy ny Masoivoho Indianina Hovelomina ny lalana Mahatma Ghandi sy Indira Ghandi

Hamaky ny tohiny...

Alain Ramaroson Nivoaka ny fonja

21/08/2019

Nivoaka ny fonjan’Antanimora omaly alatsinainy 20 aogositra tamin’ny 8 ora sy sasany alina Atoa Alain Ramaroson, rehefa notanana teny Antanimora nanomboka ny 3 aogositra 2016

Alain Ramaroson Nivoaka ny fonja

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Manangana Madagasikara vaovao “Tsy maika noho ny fijerena vahoaka noana ny fananganana Oniversite.”

14/05/2019

Isan’ireo fikasana goavana maha maika ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, hanitsy ny lalam-panorenana ny mba hahafahany mandrava ny antenimieran-doholona.

 

Mikasika an’izay, hoy ny mpahay lalana iraisampirenena, Arlette Ramaroson, sy ny fikambanana Manangana Madagasikara vaovao izay tarihiny dia ny vahoaka no tokony hanapaka azy fa tsy ny filoham-pirenena. Tokony ho araky ny feom-bahoaka sy ara-dalana no hanapahana izany. Nilaza, hoy ity filohan’ny MMV ity, ny filoham-pirenena fa hanamboarana oniversite vaovao isam-paritra ny tetibola tokony ho an’ny Senat na koa hoe politikan’ny fitsitsiana izany. Raha tena politikan’ny fitsitsiana no kasain’ny filoha ho atao, hoy hatrany ny tenany, dia tsy tokony ho ny fananganana oniversite no maika satria be dia be no manana Bacc tsy tafiditra amin’izany akory avy eo. Ny resaka mpampianatra sy ny hafa etsy andaniny. Anavoty ireo Malagasy noana be dia be sy ny tsy afa-mianatra akory nony antony samihafa aloha ny vola. Ataovy toy ny tamin’ny taona 1990 ny tombony omena ireo depiote, izany hoe tambikarama na “indemnite” fotsiny. Farafaha ratsiny mba izay sy karama ihany. Raha izany rehetra izany no atao dia afaka amin’ny fahantrana isika, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana