Dans la mme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Ankadilalana Mahamasina Atao fitaovana politika ny trano hazon’ny fokontany

13/05/2019

Ataon’ireo mpirotsaka hofidiana fitaovana fakana vato hatrizay ny trano hazon’ny biraom-pokontany Ankadilalana Mahamasina (sary), araka ny voalazan’ireo mponina eny an-toerana. Nanamafy izany

 

 

ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny fokontany fa rehefa anaty fampielezan-kevitra toy izao dia mandalo avokoa ireo kandida ary mampanantena fa hanangana trano vita amin’ny biriky. Efa maro

no nanao tohatra fiakarana io fokontany io tamin’izany ka manahy ireo mponina fa tsy hiakatra 10% an’ireo mpifidy no handatsa-bato ny 27 mey ho avy izao. Marihina moa fa nalaza tsy fidiny

niaraka tamin’ireo fokontany hafa tahaka ny ao Tsimialonjafy Mahamasina ity fokontany ity noho ny loza izay nitranga tamin’ny fianjeran’ny vato tamin’iny faritra iny. Araka ny vaovao azo tamin’ireo

toerana lasibatra, mbola miandry ny fampanantenan’ny fitondram-panjakana ireo mponina. Tsiahivina mantsy fa ireo amin’ny faritra mena tandindonin-doza efa nampanantenaina tany fanorenana nefa maty momoka hatramin’izao. Maro ireo efa nihazo moramora ny trano fonenany ary misy ireo traboina no mbola miandry ny rariny eny amin’ny “Village voara” Andohatapenaka. Efa lasa nikisaka nahazo ny faritra Tsimbazaza izay nahitana ilay vato mandondona voalazan’ny BNGRC indray izao ny sain’ny mpanara-baovao.

 

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana