Dans la mme rubrique

RMDM

14/08/2019

Tafatsangana ankehitriny ny RMDM na Rodoben’ny Mpanohitra ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

RMDM

Hamaky ny tohiny...

Lova Ramisamanana

05/08/2019

Naneho ny hatezerany manoloana ny fiverenan’ny tandrevaka nisy hatrizay eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra ny filohan’ny fikambanana Alefa Barea, Lova Ramisamanana.

Lova Ramisamanana

Hamaky ny tohiny...

SAMBO TOJO OLANA

31/07/2019

Maty motera ary notsofin’ny rivotra mahery ny sambo iray antsoina hoe Joby. Nitatitra simenitra aman-jatony taonina izy io ary hikasa ny hihazo an’i Vohémar raha niala teo amin’ny nosy « Prunes ».

SAMBO TOJO OLANA

Hamaky ny tohiny...

NANDRIAKA NY RA

29/07/2019

Nandriaka ny ra tamin’iny faran’ny herinandro iny. Raha ny teo anivon’ny zandarimaria manokana dia efa tafiakatra maherin’ny efapolo ny isan’ny lozam-pifamoivoizana izay nitranga.

NANDRIAKA NY RA

Hamaky ny tohiny...

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

23/07/2019

Mitombo hatrany ny fitohanan’ny fifamoivoizana vokatry ny tetikasa fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra.

FIFAMOIVOIZANA MANEMPOTRA

Hamaky ny tohiny...

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

22/07/2019

Mbolalavitr'ezakatanterakanyfamantarana ny toetry ny andromalagasy. Novoizinamafynyhoe hilatsakahatranyamin'ny 0°C ny mari-pànamanombokaamin'ny 21 jolay.

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

Hamaky ny tohiny...

RONGONY TRATRA TENY IVATO

15/07/2019

Nisy rongony mahery vaika « Heroine » milanja 6 kilao tratran’ny mpiasan’ny fadin-tseranana teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato omaly.Nodorana avy hatrany mo aizy io taorian’ny fitsirihana izay tsy maintsy natao.

RONGONY TRATRA TENY IVATO

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

HVM NIVARO-PANANANA

13/05/2019

Samy gaga ny rehetra raha nahita ny fiovana mian-dalana nitranga tamin’ny foiben-toeran’ny antoko HVM eny Antanimena.

 

Niova aloha ny lokon-drindrina; tsy nisy intsony ny fifamezivezen’ireo fiara raitra sy olona mianjaika mpivory tao.Avy eo nofefena fanitso, toa misy fanamborana izany ary tazana mibaribary eo ny dokam-barotry ny antokom-pivavahana iray.Tena maty tanteraka ve izany ny antoko HVM ka namidy hatramin’ny foiben-toerana ?

LALANKELY

Velon-taraina ireo mponina manamorona ny Ekar Ambavahadimitafo noho ny fisian’ny lalankely misy tohatohabato izay tsy azo hizorana intsony kanefa dia misy hantsana ao ambaniny. Efa maro ireo nitondra takaitra vokatry ny fianjerana naterany ka dia miantso ny tompon’andraikitra hamaha ny olana ireo mponina.

ANTSAHAVOLA

Mahasorena ireo mponina eny Antsahavola ny fahafahatesan’ny tohatohabato iray mampitohy an’Antsahavola ho eo Antaninarenina. Manamorona hotely sy toeram-pisakafoanana malaza ho mahasarika anefa ny toerana.

13 MEY

13 mey 1972 – 13 mey 2019, izany hoe, feno 47 taona anio ny nisian’ny tolon’ireo mpianatry ny oniversite nitakiana ny fampitoviana ny fampianarana sy fampiasana ny Malagasy sy vahiny. Hisy moa ny fanamarihana izany etsy Ambohijatovo anio.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana