Dans la mme rubrique

Fankalazana ny fetim-pirenena Naverina ny kermesin’ny Tafika

24/06/2019

Tany amin` ny Repoblika voalohany no nisy farany ny kermesin`ny Tafika Malagasy teny Betongolo karakarain'ny Foloalindahy teto amintsika noho ny antony fandriampahalemana.

Fankalazana ny fetim-pirenena Naverina ny kermesin’ny Tafika

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Mbola manana fiandrianam-pirenena ihany ve ?

24/06/2019

Maro ny adihevitra manodidina ny fiainam-pirenena ka miteraka resabe eo anivon`ny fiarahamonina.

Madagasikara Mbola manana fiandrianam-pirenena ihany ve ?

Hamaky ny tohiny...

240 miliara tsy homena ny mpamatsy solika Hahavitan-javatra be raha tsara tantana…

24/06/2019

Volabe manodidina ny 240 miliara ariary isan-taona no tsy homena ny kaompania mpanafatra solika intsony taorian’ny fanapahan-kevitra noraisina tamin’ny fampidinana ny vidin-tsolika.

240 miliara tsy homena ny mpamatsy solika Hahavitan-javatra be raha tsara tantana…

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo, tanàna teknolojika

24/06/2019

Anisan’ny manana ny fitaovana fifandraisana ara-teknolojika tsara indrindra isika Malagasy,

Antananarivo, tanàna teknolojika

Hamaky ny tohiny...

Tsenan’ny Arendrina Matin’ny vita sinoa ny vita Malagasy

24/06/2019

Mitaraina ireo mpivarotra. Mikaikaika noho ny hafitsoky ny Sinoa ireo mpivarotra arendrina vita Malagasy eto amintsika. Maty mantsy ny tsenan’izy ireo ary zara raha misy mividy,

Tsenan’ny Arendrina Matin’ny vita sinoa ny vita Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Lalàna sy zo fototra maha olombelona Fanoitra amin’ny fampandrosoana

21/06/2019

“Voararan’ny lalàna ny manala baraka olona sy miteniteny foana, fa endrika tsy fanajana ny zo fototra maha olombelona”, hoy Razanatahina Florence,

Lalàna sy zo fototra maha olombelona Fanoitra amin’ny fampandrosoana

Hamaky ny tohiny...

Masoivoho Alemana Gehrig Harald Handao an’i Madagasikara

21/06/2019

Nahavita ny fe-potoam-piasany teto Madagasikara, ny Ambasadaoron’i Alemaina, Atoa Gehrig Harald mivady, ka tonga nanao veloma ny praiminisitra Ntsay Christian.

Masoivoho Alemana Gehrig Harald Handao an’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Ivontoeram-panofanana arak’asa etsy Ambohidratrimo Notsidihan’ny talen’ny UNESCO

09/05/2019

Tonga nitsidika ny ivontoeram-panofanana arak’asa etsy Ambohidratrimo omaly ny tale rejionaly eo anivon’ny Unesco izay rafitra iraisam-pirenena eo anivon’ny firenena mikambana, Ann Therese Ndong Jatta.

 

 

 

Ny taona 1963 no niorenan’ity toerana ity fa ny taona 1968 kosa no nitokanana azy. Ny taona 2000 vao tafavadika ho ivontoerana arakasa ary tao anatin’izay 50 taona izay dia niandry foana ny hahafeno ireo fitaovana ahafahany miatrika izany. Vao tamin’ny taon-dasa kosa no nanombohany niara-niasa tamin’ny Unesco ary  voambara ho ezaka tontosa tao anatin’izay moa ny hoe 30 isa tamin’ireo mpiofana 35 no efa nahita asa. Tanjona hiarahan’ny roa tonta ny hampitombo ny lentam-piofanana eo anivon’ity toerana ity mba hitomboan’ny mpiara-miombon’antoka ihany koa, indrindra ny hahaizan’ireo mpiofana manangana orinasa azy manokana.

J. Mirija

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana