Dans la mme rubrique

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

12/07/2019

Mitaky fanadihadiana tsy mitanila avy amin’ny fanjakana sy ireo fikambanana mpiaro ny zon’olombelona ny fianakavian’ireo maty notifirin’ny zandary tao Soahazo,

Soahazo Ivahona distrikan’i Betroka Rava ny tanàna noho ny famitahan’ny dahalo ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

09/07/2019

Nisehoana asan-jiolahy indray tao amin’ny distrikan’i Miandrivazo, ka nahafatesana sy nandratrana olona.

Fanafihan-jiolahy Olona roa maty voatifitra, telo naratra

Hamaky ny tohiny...

Ambodin’Isotry Vehivavy iray nitondra entana nobatain’ny mpanendaka

25/06/2019

Vehivavy iray manodidina ny 40 taona, nitondra poketra sy entana maromaro teny an-tanany omaly maraina no nobataina mpanendaka telo mirahalahy tetsy Ambodin’Isotry.

Ambodin’Isotry Vehivavy iray nitondra entana nobatain’ny mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

Zandarimariam-pirenena Raikitra ny fiadiana ny amboaran’ny SEG

19/06/2019

Nosokafana omaly 18 jona 2019 tao amin’ny Toby Ratsimandrava ny lalao ara-panatanjahatena iadiana ny amboaran’ny Sekreteram-panajakana miadidy ny zandarimaria sy ny komandin’ny zandarimariam-pirenena.

Zandarimariam-pirenena Raikitra ny fiadiana ny amboaran’ny SEG

Hamaky ny tohiny...

Halatra omby sy fandrobana Mandray 50 000 ariary isan’andro ny dahalo iray

31/05/2019

Nanamafy indray ny lehiben’ny etamazaoro jeneralin’ny tafika Malagasy (Cemgam) ny jeneraly Rakotonirina Theophile fa tena mila foanana ny dahalo ambony latabatra fa ireo no tena mahatonga ny ady amin’ny asan-dahalo ho sarotra amin’izao fotoana.

Halatra omby sy fandrobana Mandray 50 000 ariary isan’andro ny dahalo iray

Hamaky ny tohiny...

Halatra entana mitentina 13 tapitrisa Ariary Nidoboka am-ponja ilay mpanampy sy ny sakaizany

13/05/2019

Ny sabotsy 04 mey 2019 tokony ho tamin’ny 8 ora sasany alina dia renim-pianakaviana iray, 32 taona, monina eny amin’ny faritra 67Ha

Halatra entana mitentina 13 tapitrisa Ariary Nidoboka am-ponja ilay mpanampy sy ny sakaizany

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Rakotra polisy manao fanamiana sivily ny faritra mena

09/05/2019

Akanjo toy ny olon-drehetra mba tsy hisy hahafantaran’ny jiolahy azy no anaovan’ny mpitandro ny filaminana, efa ho roa herinandro izay hijokoana ireo jiolahy mpanendaka sy mpangarom-paosy eny amin’ny faritra mavaivay.

Ady amin’ny tsy fandriampahalemana Rakotra polisy manao fanamiana sivily ny faritra mena

Hamaky ny tohiny...


Fandriampahalemana

Tovolahy efa in’efatra nigadra Tratra nangalatra solosaina teny Antohomadinika

03/05/2019

Efa jiolahy raindahiny niditra am-ponja in’efatra ny iray tamin’ireo saron’ny polisy omaly sy afak’omaly.

Lehilahy roa,  21 sy 20 taona no voasambotry ny polisy miasa eny Antaniavo ny alarobia 1 mey  lasa teo teny Antohomadinika noho ny resaka halatra solosaina. Ny 1 mey 2019 maraina teny Antaniavo dia tsikaritry ny tompon-trano ny fidiran’ilay tovolahy iray tao amin’ny tranony. Nihevitra izy fa mpiasa ao aminy ihany no mivezivezy ka tsy nahataitra azy. Rehefa nivoaka anefa ilay tovolahy vao tsikaritra fa nitondra “ordinateur portable marque Dell ”. Nasaina nijanona fa vao mainka nirifatra nitsoaka ihany ary nisitrika tao an-tranon’olona tsy fantany ary noraisim-potsiny tao. Izy io indray avy eo no nanoro ny namany iray izay voasambotra teny Ankasina omaly 2 mey 2019 maraina. Efa in’efatra  nigadra ny iray tamin’izy ireo : tany Antsohihy, Mahajanga, Mandritsara, Toamasina. Nivoaka ny fonjan’i Mandritsara ny volana febroary 2019 lasa teo, araka ny fampitam-baovaon’ny polisim-pirenena hatrany. Ilay solosaina nangalarina kosa dia  efa tafaverina any amin’ny tompony. Natolotra ny fampanoavana ny 2 mey izy ireo. Tsiahivina fa nahazo vahana tamin’iny faritra Antohomadinika iny ny hala-botry sy ny vaky trano tato ho ato.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana