Dans la mme rubrique

Governemanta vaovao Hanahiran-tsaina an-dRajoelina…

22/07/2019

Ny faran’ny herinandro teo no noheverina fa hitsanganan’ny governemanta vaovao taorian’ny nanendrena an’Atoa Ntsay Christian ho praiminisitra indray rehefa nametra-pialana ny 18 jolay,

Governemanta vaovao Hanahiran-tsaina an-dRajoelina…

Hamaky ny tohiny...

Vondrona GPR Mihetsika ireo mersenera politika

22/07/2019

Samy miketrika mafy ireo depiote eo anivon`ny Antenimieram-pirenena amin`izao fotoana izao. Nitsangana teo anivon`ny Antenimieram-pirenena ny vondrona parlemantera « Groupement parlementaire uni pour la République » (GPR).

Vondrona GPR Mihetsika ireo mersenera politika

Hamaky ny tohiny...

Lesoka teto Madagasikara “Tsy nisy mpanohitra sahy nijoro”

22/07/2019

Hanjaka eto Madagasikara amin’izay ny demokrasia, hoy ny solombavambahoaka, Alain Ratsimbazafy, raha nanontaniana ny heviny mikasika ny resaka fanoherana eto ankehitriny.

Lesoka teto Madagasikara “Tsy nisy mpanohitra sahy nijoro”

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena sy diplomasia Tena mbola mafy i Ravalo

22/07/2019

Lasa any ampitan-dranomasina nihazo an’i Bruxelles sy Allemagne i Marc Ravalomanana, ka haharitra herinandro eo ho eo ny diany any, raha ny loharanom-baovao.

Fiainam-pirenena sy diplomasia Tena mbola mafy i Ravalo

Hamaky ny tohiny...

Governemanta sy ny tetikasa IEM Hisy ampahany ho vita raha teknisianina no eo

22/07/2019

Naneho ny heviny mikasika ny firafitry ny governemanta vaovao, Atoa Feno mpandinika ny raharaham-pirenena, ary nambarany,

Governemanta sy ny tetikasa IEM Hisy ampahany ho vita raha teknisianina no eo

Hamaky ny tohiny...

Iray volana nitondran’ny PDS ao Toamasina I Raikitra ny kiantranoantrano sy ny aferafera…

22/07/2019

Ny alarobia 17 jolay teo no nivory nifidy izay ho filohany ireo mpanolotsain’ny kaominin’i Toamasina.

Iray volana nitondran’ny PDS ao Toamasina I Raikitra ny kiantranoantrano sy ny aferafera…

Hamaky ny tohiny...

Demokrasia eto Madagasikara Miverina aotra isaky ny misolo mpitondra

22/07/2019

Takon’ny Barea ny fiainam-pirenena teto Madagasikara nandritra ny iray volana teo ho eo. Amin`izao, tafiditra ao anatin’ny tena fiainana politika isika.

Demokrasia eto Madagasikara Miverina aotra isaky ny misolo mpitondra

Hamaky ny tohiny...


Politique

Ravalomanana sy ny TIM Haneho ny heriny eny Ambohijatovo

03/05/2019

Fanopoam-pivavahana lehibe no hotanterahina etsy amin’ny Kianjan’Ambohijatovo rahampitso 4 mey ho an’ny Antoko Tiako i Madagasikara io. Fotoana io hanolorana amin’ny fomba ofisialy ireo kandida atolotry ny TIMK25 amin’izao fifidianana solombavambahoaka izao.

 

 

 

 Ho avy eny an-toerana mazava ho azy i Marc Ravalomanana hitsodrano ireo kandida nametrahany ny safidy hitondra ny lokon’ny antoko, araka ny fampahafantarana efa mivoaka amin’izao fotoana izao. Voizina ao anatin’izao fihaonana sy fiatrehana ny fifidianana solombavambahoaka izao moa ny hoe : « Isika mpandresy, fa isika tsy resy ». Miezaka mampiseho hatrany i Marc Ravalomanana sy ny TIM amin’izao fa mbola ao anatin’ny heriny sy ny tanjany tanteraka ary tsy mbola azo ailika amin’ny tontolo politika eto Madagasikara. Fanambin’ny TIM ny haneho hatrany, fa tsy azo hozongongozonina eto Antananarivo ary tsy latsa-danja any amin’ny faritra. Mametraka fanamby amin’ny hibatana toerana maro an’isa amin’izao fifidianana solombavambahoaka izao, ka ho hita eo ny voka-pifidianana. Miezaka mampiseho ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana fa mijery sy mahita ary tena mahalala ny olana sedrain’ny Malagasy manerana ny Nosy. Ny 29 aprily teo, ohatra, dia nidina ifotony tany amin’ny kaominina Andranovory, ka nahita ny EPP Andarimihomaka tena tsizarizary. Santionan'ny fahantrana mihatra amin'ny vahoaka izao. Ny atao hoe mpitondra vonona dia mila mamolavola olom-pirenena vanona amin'ny fametrahana ho laharam-pahamehana ny fanabeazana ireo ankizy. Heveriko fa itony no tena ilana famatsiam-bola haingana, hoy izy nahita ilay sekoly tena mahonena.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana