Dans la męme rubrique

Mody adala indray ee !

14/06/2019

Mahita tenenina foana ianareo ity ry Jean ka ! Izay sipa nokaotinareo tamin’ny fahatanoranareo angamba tonga dia iray andro daholo dia zaka.

Mody adala indray ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Matahotra inona ?

20/05/2019

Fahasalamanao indray ry Jean ? Inona no malaza any aminao any ?

Taratasin’i Jean Matahotra inona ?

Hamaky ny tohiny...

Ho aiza indray ianareo ?

17/05/2019

Manao ahoana i Jean ! Ho aiza indray ianareo ? Tena nahita deba lava tongotra aho rangahy fa ianareo no tena nampiaiky ahy indrindra a !

Ho aiza indray ianareo ?

Hamaky ny tohiny...

Ririnina..

08/05/2019

Vanin'andro ririnina, hatsiaka mamirifiry Ny lamba fitafy anefa tsy mba misy firy Ary ny tena loza sy mampalahelo tokoa Dia mbola may hatramin'ny trano fonenana koa.

Ririnina..

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Zato andro na telo volana be izao Raha any ampianarana efa nahavita programa be tokoa Tsara ihany ny mampatsiahy an'izany ho ahy sy ho anao Fa ny fotoana tsy voavidim-bola ary tsy manam-paharoa. Aza hiandrasana rahampitso izay mety ho vit

30/04/2019

100 androMahaiza tsara mandamina izay tokony hefaina Ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra ny saina.

 

 

 

Raha firenena no tantanina tena saro-pady

Tsy vitan'ny taitaitra ireo adidy izay miandry

Ny laharam-pahamehana tsy azo atao ambanin-javatra

Ny tena maika aloha atao fa sao dia lasa miangatra.

 

Ny Malagasy mbola miandrandra foana hatrany

Masoandro vaovao hiposaka tsy ho ritra tsy ho lany

Ampy izay ny tafiotra zary nankarary antsika mianakavy

Ka mba jereo re ry fitondrana ireo vahoaka fa manavy.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana